03/09/2026
🔥EFA LEVEL HAFA🔥🙀 {Ianao miandry fahagagana, ny Azy efa fananganana amin'ny maty!}
✍️"Fa hoy ny sasany: Moa tsy hain'ilehity, Izay nampahiratra ny mason'ilay jamba va, ny manao izay tsy ho nahafaty an-dralehilahy ity?"— Jao 11 : 37
💧LOJIKAN'OLOMBELONA : Tokony nataon'i Jesoa izay " tsy ho nahafaty" an'i Lazarosy 🥱
☀️LOJIKAN'NY TOMPO. : Avela ho faty dia hatsangana amin'ny Maty 😌
1️⃣⚠️ Tia antsika Jesoa miara-misento Ary fantany sy Tsapany izay marary antsika
😤 KOA NAHOANA no fanahiniany avela hiaritra izany zava-tsarotra izany isika Raha tena tiany tokoa❓
❤️ Mba hanehoanao ny voninahiny sy ny heriny