RHEFI Antsohihy

RHEFI Antsohihy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RHEFI Antsohihy, Christian church, Antsohihy 407, Antsohihy.

26/07/2026

fiadanana eeee
fotoana iarahantsika Io eeeee ...
aza Tara toerana antsohihy

Bonne année 🎊🎊✝️
01/01/2026

Bonne année 🎊🎊✝️

11/12/2025

Fiadanana ôoooo
Raha hiatrika ny Alina ianao dia ankino eo antanan'ny tompo izany 🙏🙏🙏✝️

27/06/2025

Fiadanana ho anareo izay manaraka ny pejy ny RHEFI Antsohihy
Ekeo ny drafit' andriamanitra eo amin'ny fiainanao mety mifanohitra amin'ny fisainantsika mety tena mavesatra n'y zavatra mitranga fa izany no lalana masoa antsika Ary koa manosika antsika amin'ny Ilay anjara voatendry nomanin'Andriamanitra ho antsika
Genesisy 50/15:20
Tantaran'i josefa
Josefa dia nanehon'Andriamanitra azy fa hiankohoka eo amin'ny ireo rahalahiny nefa tahoha nizany dia marò ireo zavatra nitranga izay tsy tsara toy ny fandatsahana azy tao andavaka famarotrana azy ho andevo fidirana amponja Sans....
Izany no zavatra Mila ekentika satria n'y zavatra rehetra miara miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra n'y tokony atao dia ny fijoroana sy fahatokiana an'Andriamanitra, Mila matanjan-tsaikna sy fo miatrika azy Mila manainy izay sory dalana sy drafitra apetrak'Andriamanitra satria tsy ho fahafatesana io fa hanehonany n'y voninahitr'Andriamanitra

14/06/2025

Fiadanana ho atsika rehetra manaraka an'izao fampianarana fohy izao
Fanomezana miampy
Jaon16/7 mahatsara anareo ny fialako ..... Fanahy masina dia fanomezana avy @ jesosy rehefa raisin'ny olona ny Fanahy masina dia mandray fanomezana avy @ Fanahy masina koa izany olona izany ,izay ilay oe na koa fanomezana miampy fanomezana
Asa 2/6:9 tsy galilianina ve ireo
Izany teny izany dia tahaka ny hoe tsy olona avy amin'ny sisiny va ireo, otran 'olona tsy nahita fianarana ireo koa nahoana no mahavita zavatra goavana tahaka izao. izany hoe nohambaniana ireo apostoly fa rehefa nandray ny Fanahy Masina izy ireo dia afaka teo ambaniny izany fanambaniana izany , satria nandray ilay fanomezana avy t@ Fanahy Masina dia ny fisandratana , fandresena, niova ny fijerin'ny olona aziy ireo.Izany no nahatonga an'ireo nitazana gaga sy talanjona .Satria nahavita niotra ny izay zavatra mbola tsy vitany . Izay ilay fandresena lehibe ,dia fanomezana avy @ fanahy masina
Mpitsara14/6 : rehefa nilatsaka t@ Samsona ny Fanahin' i Jehovah dia nandresy ny liona tanora izy
Ny faha 2 avy @ Fanay Masina dia ny fasahiana
Asa 2/14 niangona t@ fitoerana ambony izy ireo satria natahotra ,nandositra an'ilay zaza vavy kely i petera ilay niteny hoe io koa mba namany satry natahotra faha rehefa nandray ny Fanahy Masina izy dia sahy miatrika olona marobe
Farany manamarina ny teny ny fanahy masina
Asa 2/36 : nitory sy nampianatra jesosy , faha tsy nino Azy ny olona
Faha ireo apostoly kosa rehefa nandray ny Fanahy Masina ka nitory, telo arivo indray nibebaka satry nandray ilay fanomezana avy t@ Fanahy Madina izy ireo dia ilay fanamarinana ny teny
Ny teny aloki'ny vavanao dia amarinin'i Fanahy Masina.

03/06/2025

Fiadananaôoo .ity misy fampianarana fohy hozaraiko amitsika . Inoko fa tena hilainao no sady hahasoa ny fiainanao
Asan'ny fanahy Masina
Jaona 16 /7:13
Ny fanahy Masina no hampiaiky izao tontolo izao ny fahotany
Izany hoe tsy afaka ny hibebaka ny olona iray raha tsy niasa tao anatiny nandresilahatra ny fanahy Masina
*Ny fanahy masina no manome fahazavan-tsaina hahatonga atsika hahatakatra ny sitrapon'Atra
Oh : Nybpianatra ts nahatakatra mintsy hoe ho faty JESOSY satria mbola tsy tao amin'ny ny fanahy Masina
Ny fanahy Masina no pitari-dalana tsara indrindra : ny olona tarihin'ny fanahy no zanak-Atra
Ny fanahy masina tsy hitondra anao amin'ny fahatihantoka -fahapotehana sy faravana izany izay hery hosotra tao amin'ny JESOSY no hampitany @ tsika ka hitondra ny fiainantsika @ fahazavana - fahatsarana sy voninahitra izy
Fehiny : Manana firaisana lalina @ fanahy Masina mangata ny fahafenony handrakotra anao isanandro fa izany no la cle hitondra anao @ fahombiazana

Pasteur Lalaharisoa Sitrakiniaina pricilla

28/05/2025

Fiadanana ôooooo
Manasa anao hanaraka hataramin'ny farany

NY FIANKOHOFANA 👈 IO NO LOAHEVITRA TIKO HO ZARAINA @ TSIKIA TSIRAIRAY


1° FAMARITANA
APOK 14 /7
Ny fiankohofana dia toa mitovy hevitra @ hoe fatahorana sy fanomezam-boninahitra An'Andriamanitra
2°NY FISEHOANY
Maro ny fomva hisehoany fa (2) ihany no jerentsika
1- Ny tsy fiv1diham-pitokisana fanekena ary velirano
Isika izay manaiky an'i JESOSY kristy ho tompo sh mpamonjy ny fiabantsika dia tokony tsy hivafika @'izany fanekena sy velirano izany ka mametraka an'i JESOSY ho laharam-pamehana eo @ fiainantsika .
MARK 10/29-30
Ny fametrahantsika an'i JESOSY ho ambony noho izay rehetra ananantsika dia hahazoantsika tombony avo 100heny
Oh = Sadraka sy Mesaka ary Abednego (Daniela 3)
Abrahama Gen 22/12 narovan'Andriamanitra. tamin'ny lafaoro izy 3 lahy ary nasandratry ny panjaka .
Novatsian'Andriamanitra Abrahama ary narovany Issaka
2- Ny vavaka Ny vavaka dia fanandrana ny fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra fa tsy fangatahana fotsinh ihany .vavaka nampianarin'ny Tompo ny hanamasina an'Andrkamanitra sy hanandratana Azy @ maha Manjaka Azy .....

Pasteur RATAFIKA Faliarivony

22/05/2025

LH: eo ambavanao ny fahefana
Kristina Dia Mila resilahatra fa olon'ny fahefana izy. Efa ao aminy ny fahefana.
Jaona 1:12
Rehefa Tonga zanak'Andriamanitra ny olona iray Dia manana anlilay natioran'Andriamanitra,
(Zanaka manana n'y natioran'iRainy), ao aminy ny fahefana Ary Tonga andriamanitra mihitsy izy ka Tonga mpanapaka sy mpanjaka tahaka an'Andriamanitra ihany izy.
Ezekiela:37:1-2/ 7
Noentin'Andriamanitra teo amin'ny lohasaha feno taolana mains i Ezekiela: mba hampiasa ny fahefany,hanova ny trangan-javatra teo anatrehany. Nasain'Andriamanitra naminany izy;izany hoe hiteny,hanetsika ny fahefana eo ambavany.
Rahalahy sy Anabavy, izany mihintsy no tian'Andriamanitra ataon-tsika. Mety miatrika toe-javatra sarotra ianao , afaka ovainao ny zava-misy hifanaraka amin'ilay zavatra ilanao amin'ny alalan' ny teny pahasoavana , teny ara-paminaniana,teny misy fahefana.
Eo ambavanao ny fahefana, enao no fanalahidy ny fiainanao.
Pst Francis Gabriel.

Address

Antsohihy 407
Antsohihy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RHEFI Antsohihy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share