APU Antsiranana

APU Antsiranana Religion

Fotoam-pivavahana Pentekosta 2026 APU-DIEGOTamin'ny fo feno hafaliana no niarahan'ny mpikambana ato APU Antsiranana niar...
24/05/2026

Fotoam-pivavahana Pentekosta 2026 APU-DIEGO

Tamin'ny fo feno hafaliana no niarahan'ny mpikambana ato APU Antsiranana niara-niombom-bavaka amin'izao fetim-piangonana Pentekosta androany izao🥰
Mpiangona 👬👭: 482

Hafatran'ny Toriteny :
Jao 20:21-23
Olona manao ahoana no omena ny Fanahy Masina?

1-Ho an'ny olona izay manaiky hirahin'i Jesoa (and 21)
2:Ho an'ny olona manaiky hanomboka fiainana vao2 @ Jesoa (and 22)
3:Ho an'izay manaiky hamela heloka (and 23)

6h30 fotoam-bavaka amaray tongava maro ry APU malala🥰
23/05/2026

6h30 fotoam-bavaka amaray tongava maro ry APU malala🥰

23/05/2026

Finaritry e, aza adigna fa misy ankatoko fandraisana atsika Niany 13h30, Ary miditry 6h30 atsika amaray misy Fandraisana Fanasan'ny Tompo,
Tahin'ny Tompo aby e🙏

Fiadanan'ny Tompo ho antsika jiaby🙏🥰Faly zahay APU Diego manolotra "GALA Evengelique" ho antsika Vidim-pidirana mirary :...
21/05/2026

Fiadanan'ny Tompo ho antsika jiaby🙏🥰

Faly zahay APU Diego manolotra "GALA Evengelique" ho antsika

Vidim-pidirana mirary :2000ar

Manasa anao handray anjara ho fampandrosoana ny asan'Andriamanitra

Plus d'infos👇👇

Fizarana kilalao hoan'ny Sekoly Alahady APU-D dimanche, le 17 Mai 2026🥳🙏👉🤗 Mankasitraka ianareo mpikarakara filoha Sekol...
19/05/2026

Fizarana kilalao hoan'ny Sekoly Alahady APU-D dimanche, le 17 Mai 2026🥳🙏
👉🤗 Mankasitraka ianareo mpikarakara filoha Sekoly Alahady mahavita be havako aby Derica Sonina sy namany ary Raiaman-dreny tonga nareo🙏🤗💪

Milamina hatrany ny fiarahana miaraka amin'ny JESOSY🙏🙏🙏Tamin'ny fifaliana no nanatanterahana ny famangiana Fiangonana FJ...
10/05/2026

Milamina hatrany ny fiarahana miaraka amin'ny JESOSY🙏🙏🙏

Tamin'ny fifaliana no nanatanterahana ny famangiana Fiangonana FJKM Cap Diego⛪️⛪️
Misaotra atsika APU Jiaby tonga nanome voninahitr'Andriamanitra👏👏

😊Fiadanan'ny Tompo ho anao🙏Mbola mahafaly anay ny manolotra indray ireto mpitantana ny APU-DIEGO 2015_2021Mankasitraka a...
30/04/2026

😊Fiadanan'ny Tompo ho anao🙏

Mbola mahafaly anay ny manolotra indray ireto mpitantana ny APU-DIEGO 2015_2021

Mankasitraka anareo Zoky malalanay😊 nahatoizao ny APU-DIEGO mamintsika ity🤗

NB: Part 2

Finaritra oo😊,,mbola mitohy séminaire ntsika ,,,Tongava anao niany fa mbola tsy tara miandry anao ny Tompo 😊
29/04/2026

Finaritra oo😊,,mbola mitohy séminaire ntsika ,,,

Tongava anao niany fa mbola tsy tara miandry anao ny Tompo 😊

Fiadanana ee! Ho avy indray ilay nandrasana efa ela..
👉👉Seminaire: comment bien se comporter?

Amboara tsara programe

⛪⛪Rdv Amphi PC du Lundi au vendredi
🕕chaque 18h au 20h
Aza magnano tsy avy anao🙏🙏

Fiadanana ooo🥰Ireo mpitantana nifandimby izay nitondra ny APU-DIEGONB: Part 1 ( 2010 à 2015)
27/04/2026

Fiadanana ooo🥰

Ireo mpitantana nifandimby izay nitondra ny APU-DIEGO

NB: Part 1 ( 2010 à 2015)

Fiadanana ee! Ho avy indray ilay nandrasana efa ela..👉👉Seminaire: comment bien se comporter? Amboara tsara programe⛪⛪Rdv...
25/04/2026

Fiadanana ee! Ho avy indray ilay nandrasana efa ela..
👉👉Seminaire: comment bien se comporter?

Amboara tsara programe

⛪⛪Rdv Amphi PC du Lundi au vendredi
🕕chaque 18h au 20h
Aza magnano tsy avy anao🙏🙏

Alahady faharoa aorian'ny P***aAlahady natokana ho an'ny ezaka chapelle APU-DIEGO ⛪⛪Culte FLMToriteny :Jao 21: 15_25Ny f...
19/04/2026

Alahady faharoa aorian'ny P***a
Alahady natokana ho an'ny ezaka chapelle APU-DIEGO ⛪⛪

Culte FLM

Toriteny :Jao 21: 15_25
Ny fiantsoana antsika dia:
1_Ho @ famonjena
2_Ho @ fanompoana

Mpiangona 👭🧑‍🤝‍🧑: 462

Mirary herin'andro feno fifaliana miaraka @ Jesoa Kristy ho antsika jiaby 🥰🙏
Tahin'ny Tompo 🙏

Address

Antsiranana I
Antsiranana
201

Telephone

+261328258423

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when APU Antsiranana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share