NY Tenin'Andriamanitra.-FAFI

NY Tenin'Andriamanitra.-FAFI JESUS CHRIST

Tahin'i Jesosy isika Rehetra ! Mifalia sy miravoravoa fa nitsangana ny tompontsika .
05/04/2026

Tahin'i Jesosy isika Rehetra ! Mifalia sy miravoravoa fa nitsangana ny tompontsika .

📚HAFATARA HO ANAO 📚🌟 NY HERIN'NY FINOANA AO ANATIN'NY SEDRA 🌟"Fa fantatro ny hevitra eritreretiko ny aminareo, dia hevit...
03/04/2026

📚HAFATARA HO ANAO 📚

🌟 NY HERIN'NY FINOANA AO ANATIN'NY SEDRA 🌟

"Fa fantatro ny hevitra eritreretiko ny aminareo, dia hevitra hahasoa, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany." (Jeremia 29:11)

Ry malala,

Matetika isika no sendra tafiotra eo amin’ny fiainana izay toa tsy ahitana lalana hivoahana. Ao ny havizanana, ao ny tebiteby, ary ao ny fisalasalana. Saingy tsarovy fa ny Andriamanitra izay inoantsika dia tsy mpanara-maso fotsiny ny fitsapana mahazo antsika, fa Izy no Ilay mpanolotra vahaolana sy hery.

Hevitra telo lehibe ho saintsainintsika:

1. Tsy irery ianao: Na dia ao anatin’ny lohasahan’ny aloky ny fahafatesana aza, ny tànan’ny Ray dia tsy miala amin’ny tànanao. Ny fanginany dia tsy midika ho tsy fisiany.
2. Ny sedra dia fanomanana: Ny volamena dia mandalo afo vao mamirapiratra. Ny olana dia tsy natao handravana anao, fa hanefena ny finoanao ho mafy o***a kokoa.
3. Ny teny farany dia an’Andriamanitra: Tsy ny toe-javatra misy ankehitriny no mamaritra ny ho avinao, fa ny fampanantenan’Ilay Tsitoha. Ny alina maizina indrindra no mialoha ny fiposahan’ny masoandro.

Aza kivy, fa ny herin’Andriamanitra dia tanteraka amin’ny fahalemenao. Matokia, mivavaha, ary mijoroa amin’ny finoana.

02/04/2026

Efa tsy andro farany na hora farany intsony no andrasana Izao fa efa minitra farany. Ahoana ary ny fahavononao amin'izany?

Sambatra ianao , sambatra koa Aho, sambatra isika , ary sambatra ianareo satria mañana n'y hoavy tsara sy mamiratra ao a...
29/03/2026

Sambatra ianao , sambatra koa Aho, sambatra isika , ary sambatra ianareo satria mañana n'y hoavy tsara sy mamiratra ao ambadik'izao fiainanao. Mifalia, aza mitandronika lava fa tena Mbola tia Anao izy.

27/03/2026

mitady hisy hi-pirate ny page-nay tompoko. Tena Miala tsiny amin'ilay message izay tsy mazatra ireny. Hoenta ambavaka foana.

27/03/2026

Mifalia ianao satria marina ny tompontsika , tanteraka izay teny nolazainy Kely sisa dia ho Tonga IZY handray atsika.

Matokisa ihany fa mpandresy ianao fa tsy ho resy . Jéhovah momba anao. Kely io adinao io Raha oharina amin'i fandresena ...
27/03/2026

Matokisa ihany fa mpandresy ianao fa tsy ho resy . Jéhovah momba anao. Kely io adinao io Raha oharina amin'i fandresena izay atolotry ny Tompo ho anao.

Tinao vé ny hihiparitahan'i tenin'Andriamaitra amin'i Olona Rehetra ? Mentionner ao ambany ny namanao , havanao , ny fianakavianao, ny olona hafa ihany koa . Zarao ny publication.

Ary Ny teny important dia ianao mandefa message privé aty aminay, MBA azahoanao sakafom-panahy isaky ny maraina 6h sy antoandro 12 hora .

Mirary soa ho an'i Rehetra izahay. Samy ho tahin'i Jesosy daholy.

✹ TENIN’ANDRIAMANITRA HO ANAO ANIO ✹Indraindray isika dia reraka
 kivy
 mahatsiaro ho irery
 😔Fa fantaro fa tsy adinon’A...
27/03/2026

✹ TENIN’ANDRIAMANITRA HO ANAO ANIO ✹

Indraindray isika dia reraka
 kivy
 mahatsiaro ho irery
 😔
Fa fantaro fa tsy adinon’Andriamanitra ianao.

📖 “Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho; aza mivadi-po, fa Izaho no Andriamanitrao.”

Na dia ao anatin’ny olana sarotra indrindra aza ianao androany, dia misy vahaolana sy fanantenana voatahiry ho anao. 🙏
Tsy kisendrasendra ny mahita ity hafatra ity
 antso ho anao mihitsy izao.

💬 Raha mila:

- Fampaherezana manokana
- Vavaka ho anao
- Tenin’Andriamanitra mifanaraka amin’ny olanao

âžĄïž Mandefasa message privĂ© dieny izao
Avelao Andriamanitra hiasa aminao manokana
 ❀

✹ Aza miandry rahampitso
 mety ho andro hanovanao ny fiainanao anio.

26/03/2026

Raha te hahazo teny fampaherezana foana ianao isanandro dia Mandefa message privé izao

💔 Misy zavatra mavesatra ao am-ponao ve ankehitriny?Mahatsiaro very, reraka, na kivy ve ianao?Tadidio fa mbola miantso a...
23/03/2026

💔 Misy zavatra mavesatra ao am-ponao ve ankehitriny?
Mahatsiaro very, reraka, na kivy ve ianao?

Tadidio fa mbola miantso anao hatrany Andriamanitra
 Tsy tara mihitsy ny hibebaka sy hiverina Aminy. ❀

Na inona na inona fahadisoanao, na lalana nodiavinao, mbola misokatra ho anao ny varavarany. Tsy manary anao Izy fa miandry anao hiverina Aminy amin’ny fo feno fahatsoram-po.

✹ Anio no fotoana hanombohana indray
✹ Anio no fotoana hanovàna ny fiainanao

Aza miandry rahampitso
 satria mety ho anio no antso ho anao.

🙏 Raha mila:

- Fitondrana am-bavaka
- Fampaherezana isan’andro
- Teny sy toriteny hanamafy finoana

đŸ“© Mandefasa message privĂ© avy hatrany — vonona izahay hanampy sy hiara-hivavaka aminao.

💬 Tsy irery ianao
 misy olona mijoro miaraka aminao.

HAMPIFALIANA NO HIZARANAY AN'ITY COURS PRÉPARATION DU BACCALAURÉAT & BEPC ity ho an'i mpianatra rehetra manaraka ity pej...
27/02/2026

HAMPIFALIANA NO HIZARANAY AN'ITY COURS PRÉPARATION DU BACCALAURÉAT & BEPC ity ho an'i mpianatra rehetra manaraka ity pejy ity .

Vitako 😁!
Ho an'i mpianatra angala BACC na BEPC, nahavita application iray aho toute matiĂšre ( OPTION A SY B) ( SERIE A, D, C, D, L, OSE)

Efa ao daholy izany rehetra izany. Vitako ny adidiko amin'ny fanampiana ho an'i mpianatra hanala fanadinana. Anjaranareo sisa tavela .

Remarque :

Gratuit Ilay izy fa tsy misy paiement
Juste exercice + correction ihany Ilay izy fa tsy misy leçon.

Raha maha-liana anao izany dia télécharger eto ny apk :

https://www.appcreator24.com/app3939196-2xoql4

Zavatra iray ihany no mba angatahako aminao dia ny hizaranao an'ity pub ity mba ho azon'i mpianatra rehetra maneran'i Madagascar. Raha efa mahatratra plus de 100 ny partage an'ity pub ity dia hanamboatra application iray natao ho an'i RÉSUMÉ an'i lesona rehetra indray Aho .

Bonne chance Ă  l'examen.

Address

Antalaha
Antsiranana

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261341925991

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NY Tenin'Andriamanitra.-FAFI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to NY Tenin'Andriamanitra.-FAFI:

Share