VLM SPAM

VLM SPAM

02/09/2026

Salama e! Hiaraka hanembona n'y zaika kely mahafinaritra bé teny

"Fa isika na dia maro aza dia iray ihany ao amin'ny Jesosy Kristy Tompotsika."Ny omaly nisy fiarahana nidera tao @   KAM...
27/07/2026

"Fa isika na dia maro aza dia iray ihany ao amin'ny Jesosy Kristy Tompotsika."

Ny omaly nisy fiarahana nidera tao @ KAMAFA VATOFOTSY Tonga nanotrona n'y SVM KAMAFA, Choral sy VLM ary sampana maro . Andao hifanasa atrany namako hifanotrona sy hidera An'ny Jesosy Kristy .🙏🎶🎼🎶🎵

❤️ 📷Ireto misy ampahan-tsary 📷❤️

"Aoka ho masina hianareo , satria masina Aho , Jehovah Andriamanitrareo." Lev 19:2b                        🥰 ZAIKA II🥰  ...
18/07/2026

"Aoka ho masina hianareo , satria masina Aho , Jehovah Andriamanitrareo." Lev 19:2b

🥰 ZAIKA II🥰

VLM - FSFLM/SPAM
Atao eto Fileovana Vinaninkarena
🗓️ 13-14-15-16 JOLAY 2026.

Ampahan-tsary📷 Namaranana ny zaika VLM sy FSFLM🥰

Isaorana Jesosy fa vitasoa n'y zaika faha roa , nontantaniny isika ary nomeny fahasalamana , arabaina aby ary e🥰

omena ampahan-tsary atrany isika , arabaina ny nahazo tamin'ny loka izay azo tamin'ny fanantanjahan-tena, hisaorana n'y Pastora izay nitondra fampianarana , lahateny , toriteny.
Hisaorana ihany koa teo amin'ny fitarihana ilay dihy mirindra tsara beu.

Jesosy Kristy homba antsika

Ra misy sary📷 any dia alefaso ao am commentaires ao e🥰

"Aoka ho masina hianareo , satria masina Aho , Jehovah Andriamanitrareo." Lev 19:2b                        🥰 ZAIKA II🥰  ...
15/07/2026

"Aoka ho masina hianareo , satria masina Aho , Jehovah Andriamanitrareo." Lev 19:2b

🥰 ZAIKA II🥰

VLM - FSFLM/SPAM
Atao eto Fileovana Vinaninkarena
🗓️ 13-14-15-16 JOLAY 2026.

Ampahan-tsary📷 Andro fahatelo

Tonga nanome voninahitra an'Andriamanitra sy nanome hafatra n'y birao SPAM, n'y Solombava mbahoaka Antsirabe II talem-paritrin'ny fanavaozana vakinakaratra , ary ny manampahefana teto Vinaninkarena.

Misaotra n'y tamin'ny andron'ny tonia sy n'y filohan'ny VLM SPAM.

🥰🙏Jesosy homba antsika rehetra🙏🥰🙏

Filaharambe namakivaky NY Tanana ary fisarahana nidera. non stop.

Ra misy sary📷 any dia alefaso ao am commentaires ao e🥰

"Aoka ho masina hianareo , satria masina Aho , Jehovah Andriamanitrareo." Lev 19:2b                        🥰 ZAIKA II🥰  ...
14/07/2026

"Aoka ho masina hianareo , satria masina Aho , Jehovah Andriamanitrareo." Lev 19:2b

🥰 ZAIKA II🥰

VLM - FSFLM/SPAM
Atao eto Fileovana Vinaninkarena
🗓️ 13-14-15-16 JOLAY 2026.

Ampahan-tsary📷 Andro faharoa🥰

Tonga nanome voninahitra an'Andriamanitra sy nanome hafatra ihany koa n'y Talem-paritrin'ny Fanavaozana, n'y tolak'andro moa dia nisy ny Asa sy fampaherezana izay Tonga nanome fampaherezana n'y biraon'ny fifohazana🙏 mbola mitohy n'y Antsam-piderana mahafinaritra be.

Ra misy sary📷 any dia alefaso ao am commentaires ao e🥰

14/07/2026

🙏VLM SPAM 🙏

"Aoka ho masina hianareo , satria masina Aho , Jehovah Andriamanitrareo." Lev 19:2b                        🥰 ZAIKA II🥰  ...
13/07/2026

"Aoka ho masina hianareo , satria masina Aho , Jehovah Andriamanitrareo." Lev 19:2b

🥰 ZAIKA II🥰

VLM - FSFLM/SPAM
Atao eto Fileovana Vinaninkarena
13-14-15-16 JOLAY 2026
Ampahan-tsary📷 vitsivitsy amizao takariva voalohany Izao.🥰

Isaorana Jesosy ry VLM havako voatokana indray ireto e. VLM Fitandremana Ambohitraivo, Fileovana Vinanikarena, tena maro...
03/06/2026

Isaorana Jesosy ry VLM havako voatokana indray ireto e. VLM Fitandremana Ambohitraivo, Fileovana Vinanikarena, tena maro bé ry zareo ?Ndao VLM .
Handray n'y zaika izy ireo @ 12-16 Jolay ho avy izao , efa vonona tanteraka.

"Aoka  ho masina ianareo, satria masina Aho, Jehovah Andriamanitrareo."Andao ary fa Tonga ilay fotoana , Sabotsy 31 May ...
23/05/2026

"Aoka ho masina ianareo, satria masina Aho, Jehovah Andriamanitrareo."

Andao ary fa Tonga ilay fotoana , Sabotsy 31 May ho avy izao eto Antsirabe, Hetsika hiadiana ny zava-mahadomelina 🚭

Miaraka amintsika aminio ny Vokovoko manga FJKM, Sekoly Loterana Farimbona, Sekoly Loterana Mangarivotra,

Filaharana mamakivaky Ny tananan'Antsirabe , Andao namako hifady ny zava mahadomelina.

Asabotsy 30 May maraina Tonga eo am Tranompokonolona Antsirabe.

Tongava maro ❤️

Address

Antsirabe Vakinankaratra
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VLM SPAM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share