18/06/2026
Fiadanana FSFLM SPAM o!
Indro zaraina amitsika indray Ary ny andinindininy momban'ny zaikakely izay hatao ny 13-17 Jolay 2026 izao
🔶Teny faneva hihainatsika amin'izany: Levitikosy 19:2b
📌Fileovana VINANINKARENA
Fanokafana ZAIKA 13 jolay @ 3 ora
Mpanatrika zaika : Beazina ,MP ,Tonia , Komitim-pivondronana, Ekipa Teknika,Mpanohana
🔶HO AN'NY ISAM-PILEOVANA SY TSIRAIRAY
1- Mandamina ny sarandasy sy vary
2- Mitondra Baiboly, fihirana, vilany, vilia , fitaovana milasy.
3- Fanamiana fanatanjahantena Foot, fitafy malagasy
4- badge 1000ar
5- Mitondra SAINA FSFLM isam-pileovana
🔶ZAVATRA HOMANINA:
- Hira 3 isam-pileovana
- Seho kanto manga , Tononkalo (atao impression ary soniavin'ny Pastora), Kabary lohahevitra «ADY AMIN'NY ZAVAMAHADOMELINA»
- Vakodrazana 1 / fileovana
- Rakitra 3 isaky ny mivory
Hisy ny Diabe hatao ka entanina isika hiomana ny amin'ny déguisement☺️
⚠️Eh! Misy FEHITENDA FS FLM hamidy 6000ar
Tongavasoa ary o! Dia zarao sao misy fileovana mbola tsy mahafantatra e!