FJKM Kamafa Antsirabe Ofisialy

FJKM Kamafa Antsirabe Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FJKM Kamafa Antsirabe Ofisialy, Christian church, Mahafaly, Vatofotsy, Antsirabe.

09/08/2026

Fanompoam-pivavahana
ALAHADY faha 09 Aogositra 2026

MAHATOKY AMIN'NY ASANY NY MPINO.

Mahereza MATOKIA๐Ÿ™Momba anao Jeso tia๐Ÿ™
05/08/2026

Mahereza MATOKIA๐Ÿ™
Momba anao Jeso tia๐Ÿ™

02/08/2026

FANOMPOAM-PIVAVAHANA sy FANDRAISANA FANASAN'NY TOMPO
ALAHADY 02 Aogositra 2026

MAHATOKY AMIN'NY ASANY NY TOMPO

26/07/2026

Fanompoam-pivavahana
ALAHADY 26 JOLAY 2026

Amin'izao fetin'ny ray izao dia faly miarahaba ny ray rehetra izahay sampana Sekoly Alahady eto amin''ny KAMAFA.Miarahab...
21/06/2026

Amin'izao fetin'ny ray izao dia faly miarahaba ny ray rehetra izahay sampana Sekoly Alahady eto amin''ny KAMAFA.

Miarahaba manokana an'i Dada Ambinina ihany koa๐Ÿ˜Š

MAHEREZA MATOKIA ๐Ÿค
HOMBA ANAO JESO TIA๐Ÿ™

Andao asiantsika tononkalo ao amin''ny kรดmantera ry Havana ๐Ÿค—Na zarao ao izay sary any aminao๐Ÿ“ธ๐Ÿ–ผ๏ธMANKASITRAKA MANKATELINAS...
25/05/2026

Andao asiantsika tononkalo ao amin''ny kรดmantera ry Havana ๐Ÿค—
Na zarao ao izay sary any aminao๐Ÿ“ธ๐Ÿ–ผ๏ธ

MANKASITRAKA MANKATELINA
SAMIA ISIKA HO ELA VELONA
MIARA MANOMPO, @ FIFALIANA
DIA MIARA MANDOVA NY FITAHIANA

โœ๏ธ. Tohizanareo ร ry ๐Ÿค— ๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡

24/05/2026

Samy mitondra VARY fa ny laoka no Alaina amin'ny Ticket efa nozaraina tamintsika.โœ…

Fanahy Masina รด!๐Ÿ”ฅVangio indray aho๐Ÿ˜ŒAvia mameno ahy ๐ŸŽน๐ŸŽท๐ŸŽบ๐ŸŽธ๐Ÿช—๐ŸŽคIlaiko ny fanatrehanao.๐Ÿ™
10/05/2026

Fanahy Masina รด!๐Ÿ”ฅ
Vangio indray aho๐Ÿ˜Œ
Avia mameno ahy ๐ŸŽน๐ŸŽท๐ŸŽบ๐ŸŽธ๐Ÿช—๐ŸŽค
Ilaiko ny fanatrehanao.๐Ÿ™

Mirary fetin'ny P***a feno fandresena ho antsika mianakavy๐Ÿ”ฅ๐Ÿ™
05/04/2026

Mirary fetin'ny P***a feno fandresena ho antsika mianakavy๐Ÿ”ฅ๐Ÿ™

Perikopa Alahady 22 febroary 2026.Famaranana ny lohahevitra hoe : MAMPAHAFANTATRA NY ASAN'NY TOMPO NY SORATRA MASINA.๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ...
20/02/2026

Perikopa Alahady 22 febroary 2026.
Famaranana ny lohahevitra hoe : MAMPAHAFANTATRA NY ASAN'NY TOMPO NY SORATRA MASINA.
๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ
โ›ชAlahady voalohany amin'ny Karemyโ›ช
๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ

โ–ถ๏ธ II Mpanjaka 23 : 21-25

โ–ถ๏ธ Matio 21: 33-46

โ–ถ๏ธ Romana 15 : 1-4

Address

Mahafaly, Vatofotsy
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Kamafa Antsirabe Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share