fiangonana Tanànan’Andriamanitra Antsirabe

fiangonana Tanànan’Andriamanitra Antsirabe Fiangonana Tanànan’Andriamanitra
Est Gare - Serrure (1er Étage Nirvana Bar) Antsirabe.

Nahafinaritra sy Nampahery tokoa ny Famangian'ny Fiangonana namana tonga Nanompo ny Fiangonantsika ny Alahady teo.Enga a...
13/07/2026

Nahafinaritra sy Nampahery tokoa ny Famangian'ny Fiangonana namana tonga Nanompo ny Fiangonantsika ny Alahady teo.
Enga anie hitombo sy ho voatahiry hatrany ny hafanana nentin'iny fotoana iny.

📷 Indro sary vitsivitsy

Fiadanana e!Hoavy Hamangy sy Hanompo ny Fiangonantsika ny ekipa avy @  Fiangonana Tana City Centre Analakely sy ny Fiang...
10/07/2026

Fiadanana e!
Hoavy Hamangy sy Hanompo ny Fiangonantsika ny ekipa avy @ Fiangonana Tana City Centre Analakely sy ny Fiangonana Tana City Andoharanofotsy.

Alahady @ 9:30 maraina

Tongava Soa daholo e!

"Katsaho izay hiadanan’ny tanàna izay nampandehanako anareo ho babo, ary mivavaha amin’NY TOMPO ho azy; fa raha miadana ...
08/07/2026

"Katsaho izay hiadanan’ny tanàna izay nampandehanako anareo ho babo, ary mivavaha amin’NY TOMPO ho azy; fa raha miadana izy, dia mba hiadana koa ianareo"

📖Jeremia 29:7

Ao Amin’Andriamanitra irery ihany no azontsika Aleha voalohany indrindra sy ianteherana feno @ fikatsahana ny "fiadanan'ny tanàna" andrasantsika.

🙏Ndeha hatsiaro ambavaka ireo mpiray tanindrazana amintsika lasibatra anatin'ny tsy fahitana ireo akaiky azy!
Mba ny Fanahin'Andriamanitra hanohana sy hampahery azy ireo ka ahita ny Rariny rehetra
🙏 Ndeha hivavaka ihany koa mba hanajaka ny fitoniana sy ny fandriampahalemana ka hiasa marina hoamn izany ny tompon'Andraikitra rehetra.

Fotoana nahafinaritra ny 25 Jona teo, nandritry ny fijerena horonantsary niaraka t@ Ankizy.Niresaka ny fahalebiazan'Andr...
28/06/2026

Fotoana nahafinaritra ny 25 Jona teo, nandritry ny fijerena horonantsary niaraka t@ Ankizy.
Niresaka ny fahalebiazan'Andriamanitra...
Avy eo narahana tsakitsaky sy fizarana Arendrina.

Tsara ny Tompo e😁

🇲🇬 Arahaba tratry ny Asaramanitra e!🇲🇬
26/06/2026

🇲🇬 Arahaba tratry ny Asaramanitra e!🇲🇬

Amin-kafaliana no hiarabana anareo Ray Rehetra, enga anie Ianareo ahita Fifaliana sy fiadanana ary Faherezana ao @ Lay R...
21/06/2026

Amin-kafaliana no hiarabana anareo Ray Rehetra, enga anie Ianareo ahita Fifaliana sy fiadanana ary Faherezana ao @ Lay Ray Tsara indrindra dia Izy Tompo.

📖 Salamo 23:6
"... Eny tokoa, fahasoavana sy famindrampo no hanaraka ahy amin’ny andro rehetra hiainako, dia hitoetra ao amin’ny tranon’NY TOMPO aho amin’ny androko rehetra"

Fitaizana Araka an'Andriamanitra
15/06/2026

Fitaizana Araka an'Andriamanitra

Fiadanana e 👋 Koa satria Volan'ny ankizy 🤼 ny Volana Jona dia misy Fiaraha-mijery ity horonan-tsary miaina ity izay Hana...
15/06/2026

Fiadanana e 👋
Koa satria Volan'ny ankizy 🤼 ny Volana Jona dia misy Fiaraha-mijery ity horonan-tsary miaina ity izay Hanasana ny ankizy rehetra ,
🚩Atao eto @ Fiangonana Tanànan'Andriamanitra
📆 Ny Alakamisy 25 Jona
🕝 Amin'ny 2:30 ora Folakandro

Entano ny ankizy hoavy e😁

Faly miarahaba ny Reny rehetra, ny Tompo anie homba sy hampahery anareo hatrany @ toerana tsirairay avy misy anareo!
31/05/2026

Faly miarahaba ny Reny rehetra, ny Tompo anie homba sy hampahery anareo hatrany @ toerana tsirairay avy misy anareo!

26/05/2026

Mampiombona, Mafana sy Miteraka fifaliana foana ny Fiaraha-mitsangatsangana .

Address

Est-Gare Serrure (1er Étage Nirvana Bar)
Antsirabe
110

Opening Hours

Wednesday 17:00 - 18:00
Sunday 09:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when fiangonana Tanànan’Andriamanitra Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share