Fiangonana Advantista Mitandrina ny Andro Fahafito Vatofotsy Antsirabe

Fiangonana Advantista Mitandrina ny Andro Fahafito Vatofotsy Antsirabe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fiangonana Advantista Mitandrina ny Andro Fahafito Vatofotsy Antsirabe, Christian church, VATOFOTSY, Antsirabe.

SABATA 25 JOLAY 2026Sabatan'ny Ankizy
25/07/2026

SABATA 25 JOLAY 2026
Sabatan'ny Ankizy

Anio 24 May 2026 dia nanatontosa Antsakira ho fiderana an'Andriamanitra ny Fiangonana Advantista Mandaniresaka Antsirabe...
24/05/2026

Anio 24 May 2026 dia nanatontosa Antsakira ho fiderana an'Andriamanitra ny Fiangonana Advantista Mandaniresaka Antsirabe ka an'isan'ireo nandray anjara tamin'izany ny Chorale FIF (Feon'ny Iraka Farany) Vatofotsy.
Hira roa no nandraisana anjara tamin'izany
1. Hira no Asandratray
2. Miomàna mba hitsena
Isaorana ny Tompo fa tontosa soamantsara izany.
Ireto ny fintina antsary vitsivitsy.

FIVORIAN'NY SECTEUR MOSESYNotontosaina androany Sabata faha-23 May 2026 ny Fivorian'ny secteur Mosesy izahay hivondronan...
23/05/2026

FIVORIAN'NY SECTEUR MOSESY
Notontosaina androany Sabata faha-23 May 2026 ny Fivorian'ny secteur Mosesy izahay hivondronan'ny fiangonana Vatofotsy, Manampisoa ary andranobe, izay natao teny Mahazina izany.
Nisy ny fiarahabana ireo Mpitarika vaovao ity secteur ity sy ny fitondrana ambavaka azy ireo ny sabata maraina.
Ny folakandro kosa dia nanatanteraka Porte à porte ny mambra rehetra.
Isaorana ny Tompo fa tena nahafinaritra ny Sabata androany.
Ireto ny fintina antsary nandritra izany.

Address

VATOFOTSY
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Advantista Mitandrina ny Andro Fahafito Vatofotsy Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share