Sampana Lehilahy Kristiana - FJKM Kamafa Antsirabe

Sampana Lehilahy Kristiana - FJKM Kamafa Antsirabe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sampana Lehilahy Kristiana - FJKM Kamafa Antsirabe, Religious organisation, FJKM KAMAFA Antsirabe, Antsirabe.

28/06/2026

Somary mba be dongy sehatra kely ny SLK androany. Misaotra antsika rehetra niara-nandihy tamin'ilay hira Matokia fa tena nahafinaritra. Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany

28/06/2026

Choeur d'homme - Mino aho
Tian'ilay cameraman anay loatra io hira dia heno ao anaty raki-tsary mihitsy ny feony, 😁😁

28/06/2026

Finaritra
Misaotra an'Andriamanitra lehibe ny amin'ny nanomezany ny andro anio. Miarahaba ihany koa ny Amboaram-peo Fahazavana - STK Kamafa ny fahatontosan'ny voka-dehiben'izy androany. Mahavità be hatrany amin'ny asan'ny Tompo.
Indro ary atolotra antsika ity hira iray an'ny Choeur d'homme SLK KAMAFA izay mitondra ny lohanteny hoe Fanahy Masina ô. Mihainoa finaritra e

22/06/2026

Finaritra e Misaotra an'Andriamanitra lehibe nohon'ny fahatanterahan'ny fotoana omaly. Isaorana etoana ihany koa ny Tarapahazavana Fjkm Kamafa Ofisialy tamin'ny fiarahana midera omaly fa tena nahafinaritra. Mbola misy ny indro kelin'ny mpandrafitra teo amin'ny Choeur d'homme fa hiezaka hatrany hanatsara izany rehetra izany. Indro ary zaraina amintsika ny rakintsary manamarika ilay seho ho an'i Dada.

15/06/2026

Ity hira mitondra ny lohanteny hoe Lehilahy mahery ity no namarananay ny fandraisanay anjara.

15/06/2026

Choeur d'homme SLK KAMAFA - Matokia

15/06/2026

Indro zaraina amintsika ary ireo horonan-tsarin'ny fandraisan'anjaran'ny SLK ny alahady 14 Jona 2026 lasa teo
(Ialana tsiny ny amin'ny fahadisodisoana kely 😅😁)

Finaritra eNamangy sy nanotrona ny fiangonana FJKM Manazary Betlehema nohon'ny voka-dehiben'ny fiangonana ny SLK KAMAFA ...
15/06/2026

Finaritra e
Namangy sy nanotrona ny fiangonana FJKM Manazary Betlehema nohon'ny voka-dehiben'ny fiangonana ny SLK KAMAFA ny alahady 14 Jona lasa teo.

26/05/2026

Quelle performance 😅

26/05/2026

Address

FJKM KAMAFA Antsirabe
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sampana Lehilahy Kristiana - FJKM Kamafa Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share