24/05/2026
Alahady 24 Mey 2026 - Alahady PANTEKÔTY Taona A : Mpankahery sy mpanazava ary mpampihavana , ny Fanahy Masina. Sorona Masina mivantana avy eto amin'ny Paroisy Mahazoarivo Antsirabe izay hankalazana ny faha-200 taona ny nihorenan'ny fikambana-ndry masera CENACLE. Andao hiaraka hiombom-bavaka aminy isika . 🙏🥰❣️🥰🙏