FJKM Imanoela Fanantenana Soanindrariny

FJKM Imanoela Fanantenana Soanindrariny Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FJKM Imanoela Fanantenana Soanindrariny, Christian church, Soanindrariny, Antsirabe.

15/08/2023
09/08/2023
04/07/2023
"Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, s...
02/07/2023

"Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo"
1 Korintiana 15 : 58

Sakafom-boninahitra sy Gala Evangélique notanterahina teto amin'ny FJKM Imanoela Fanantenana Soanindrariny ny Asabotsy 24 Jona 2023 sy Alahady 25 Jona 2023.
Niarahana tamin'ny kristiana ao amin'ny fiangonana sy ireto choral manaraka ireto :
• Zoara Famonjena FMTA
• Choral Ecar Soanindrariny
• Choral FLL Soanindrariny
• Choral Jesosy Fandresena Soanindrariny
• Choral FLM Fenoarivo

Entona dia misaotra sy mankasitraka ireo izay rehetra nanampy nahatontosa izany.

Ny voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery ihany ary ny fiadanana anie ho amintsika tsirairay avy.

Address

Soanindrariny
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Imanoela Fanantenana Soanindrariny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share