26/05/2026
๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ก๐๐ข๐ฉ๐ ๐๐ญ๐ฌ....
Moa ve fantatrao fa tsy mivadika aminao mandrakizay Andriamanitra?
Ny erreur mety nataonao tsy mampiova ny fitiavany anao.
Mety nanadino Azy isika fa Izy tsy mba nanadino antsika.
Na dia maro aza ireo fahotana mahafaty vitatsika, tsy nikatona ho antsika ny fony ka sanatria afobe sy fahaverezana ary fanasaziana mandrakizay no sahaza ho antsika. Ndao hiverina Aminy fa ho raisiny indray isika!!!!
Na dia mihataka amitsika daholo aza ny olona, tsy mba hihataka amintsika mandrakizay Andriamanitra.
Na dia mitsaratsara antsika aza ny ny hafa, tsy mitsara sy manameloka antsika ny Raintsika.
Tsy hoe mandalo ady isika dia manaporofo izany fa lasa satana no manana "controle absolu" amin'ny fiainantsika.
Na dia toa mbola tsy mety mihiratra aza ilay masoandro-piainantsika, tsy midika fa lasa tsy fahazavan'izao tontolo izao intsony Izy.
๐ง๐ฆ๐ฌ ๐๐๐๐ก๐ข๐ก๐ฌ - ๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ก๐๐๐ข๐๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐ข, ๐ ๐๐ง๐ข๐๐๐ ๐๐ ๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ก๐๐ข๐ฉ๐ ๐๐ญ๐ฌ..... ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐ง๐๐ ๐๐ก๐๐ข ๐๐ข๐๐ก๐ satria,
๐๐๐ง๐๐๐ฉ๐๐ก๐ ๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐๐ญ๐๐ฌ ๐ก๐ข ๐๐๐ง๐๐๐ฉ๐๐ก๐ฌ ๐๐ก๐๐ข!!!!
rรฉflexion: Jeremia 31:3