02/04/2026
Mandrapihaona Trandraka 🥲🥲
“Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fihazakazahako aho, nitandrina ny finoana aho.” 2 Timoty 4:7
Namoy Zandry, Zanaka, Rahalahy ny Mpamakilain'i Madagasikara: Mankahery manokana ny Filoha iombonana mivady sy ny ankohonany amin'izao fahalasan'i Kanto (Zanany) izao. Hahatsiaro azy ireo am-bavaka isika.
Veloma Zandry Kanto (Trandraka)