Eglise Pentecôtiste Unie Centre-Ville Antsirabe

Eglise Pentecôtiste Unie Centre-Ville Antsirabe Nous croyons en un seul Dieu vivant et unique qui est Jésus Christ. (à venir)

29/05/2026
23/05/2026

🔥 RAISO NY FANAHY MASINA 🔥

📖 “...Efa noraisinareo va ny Fanahy Masina, fony vao nino ianareo ? ” — Asan’ny Apostoly 19:2

📖 “...Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan'ny Fanahy Masina azy.” — Asan’ny Apostoly 2:4

✨ Tongava hiaraka aminay,
hianoka tanteraka ao amin’ilay fahafenoan’ny Fanahy Masina, tahaka ny tamin’ny andron’ny Pentekosta 🙏🔥

Andao hiaina indray ilay fahatsapana apostolika :
🔥 fanatrehan’i JESOSY KRISTY
🔥 herin’ny Fanahy Masina
🔥 fiovana lalina
🔥 fanasitranana amin'ny lafiny rehetra

📍 23 Mey
Manodidina ny gara
🕓 Amin’ny 4 ora hariva

📍 24 Mey
Espace Mihaja
🕘 Amin’ny 9 ora maraina
🕑 Sy amin’ny 2 ora tolakandro

🙌 Ento ny fianakaviana, ny namana, ary izay rehetra mangetaheta ny fanatrehan’i JESOSY.

🔥 Tongava, fa mbola miasa ny Fanahy Masina !





Address

Andranovisy, Espace Mihaja
Antsirabe Afovoany
101

Opening Hours

09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eglise Pentecôtiste Unie Centre-Ville Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share