FJKM Antsahadinta Vaovao

FJKM Antsahadinta Vaovao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FJKM Antsahadinta Vaovao, Religious organisation, Antsahadinda, Antsahadinta.

19/07/2023
27/04/2023

Faly miarahaba antsika mpikambana ao @ ZNP Antsahadinta ary koa ianareo taranaka avy eny maniry hanatevina ny fikambanana . Mandala a ny fahalemeny 40 taona isika ka misy ny fitadiavana ny enti-manana.Boaty asiana raikitra no atao ka angonina mandritry sy aorian'ny voka-dehibe satria ny ivo sy famaranana dia ny Alahady 15 Aogositra 2023 eny Antsahadinta miaraka @ fiaraha-misakafo. Hisy fotoana io ny fanokanana ny tsangam-bato faha-40 taona sy ny tableau mirakitra ny anaran'ny ZNP voasoratra mandritry ny fankalazana vokatry ny fanisana ny fianakaviana na taranaka mijoro. Afaka manontany sy misoratra anarana @ ity number ity ny rehetra liana : Mpandrindra Mr Raobelina 0340994379.

22/04/2023

Miarahaba , efa misokatra ny fankalazana ny faha-40 taona'ny fika banana Zanaka Ampihelezana Fjkm Antsahadinta vaovao ka manantena antsika taranaka rehetra mba handray anjara amin'ireo hetsika atao @ izany.

2023: FANKALAZANA NY FAHA-40 TAONAN’NY FIKAMBANANA ZANAKA AMPIELEZANA FJKM ANTSAHADINTA VAOVAO1983 – 2023« Fa izany no i...
03/04/2023

2023: FANKALAZANA NY FAHA-40 TAONAN’NY FIKAMBANANA ZANAKA AMPIELEZANA
FJKM ANTSAHADINTA VAOVAO
1983 – 2023
« Fa izany no ikelezanay aina sy iezahanay, satria izahay manantena an’Andriamanitra »
I Tim 4:10

Address

Antsahadinda
Antsahadinta

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Antsahadinta Vaovao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share