RHEFI Antohomadinika

RHEFI Antohomadinika Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RHEFI Antohomadinika, Religious organisation, Antohomadinika, Antohomadinika.

Tonga soa eto amin’ny Pejy RHEFI Antohomadinika!
✅ Toerana feno fitiavana sy fitoriana ny Filazantsara.

📖« Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay. » (Hebreo 13:8)

☎️ +261 34 06 557 97
☎️ +261 32 76 259 59

24/08/2026

TSY HANARY ANAO🫵 MANDRAKIZAY JESOSY ✨🥰💖

24/08/2026

Enga anie ny herin'Andriamanitra hanome anao hery vaovao sy fandresena amin'ity herinandro vaovao ity. ✨

23/08/2026

FOTOAM-BAVAKA ALAHADY HARIVA 23/08/2026

@super fans

23/08/2026

FOTOAM-BAVAKA ALAHADY 23/08/2026

@super fans

23/08/2026

MIRARY ALAHADY MAHAFINARITRA 🌿
Enga anie ny fiadanan'Andriamanitra hameno ny fonao sy ny ankohonanao anio. ❤️

22/08/2026

Nareo ve mba mahatsapa fa tena maivamaivana 😌mihitsy ny fiainana raha ankinina tanteraka amin' Andriamanitra e 🥰?

22/08/2026

Hanokatra lalam-baovao🛣️ feno fanantenana🥰 ho anao Andriamanitra.

22/08/2026

Hanafaka ireo sakana mangeja anao anie Jesosy🙏.

21/08/2026

Ity ilay Andro natokan'i Jehovah hitahiana anao🫵 sy hamaliana ireo vavakao🙏.

21/08/2026

📖Mifalia amin'ny fanantenana; miareta amin'ny fahoriana; mahareta amin'ny fivavahana.
Romana 12:12

Address

Antohomadinika
Antohomadinika
101

Telephone

+261327625959

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RHEFI Antohomadinika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to RHEFI Antohomadinika:

Shortcuts

Share