KTLM Antanimora Sud

KTLM Antanimora Sud ❤️Hitory filazan-tsara amin'ireo namanay❤️

AMEN🙏Abonnez vous
24/01/2026

AMEN🙏

Abonnez vous

Miarary Alahady Mahafinaritra hoantsika rehetra 🥰KTLM Antanimora Sud
09/11/2025

Miarary Alahady Mahafinaritra hoantsika rehetra 🥰

KTLM Antanimora Sud

14/09/2025

Salamo 121 : 8. Jehovah hiaro anao, na mivoaka na miditra, Hatramin'izao ka ho mandrakizay.

Amen 🙏

🔶Voalohany indrindra dia  Misaotra an'ANDRIAMANITRA fa tontosa soa aman-tsara ny zaikakely izay natao tany BERAKETA.  🔶K...
11/08/2025

🔶Voalohany indrindra dia Misaotra an'ANDRIAMANITRA fa tontosa soa aman-tsara ny zaikakely izay natao tany BERAKETA.
🔶Ka eto izahay Dia misaotra manokana ny Député BABA TEA LONGO izay nanampy anay Ka nahafahanay namonjy izao zaikakelin'ny KTLM izao , Zanahary manan-karempahasoavana no homba anao Mandrakariva

Baba Tea Longa

Address

Antanimora Sud
Antanimora

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KTLM Antanimora Sud posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share