09/01/2026
Fiadanana e🙏
Ny Vavaka sy Firarian-tsoa avy amintsika dia efa mitondra hery lehibe ho an'i RATSIMANARIHAJA Sahaza Onenantsoa amin'izao fotoana diaviny izao. (vakio anie ny tantarany e)
🙏Mangataka Partage aux Max avy amin-tsika izy, ito ny page-ny:
Renaissance pour Sahaza
🙏Ny Fanohanana ara-Bola kosa dia raisiny an-tanan-droa ao:
📲Mobile money : 034 06 293 26 Rondro Haja ( Neny )
Lien cagnotte 👉: https://gofund.me/d0497ebc6
-------------------------------------------------------------
🙏Mankasitraka indrindra anao mitondra Fanilo sy Fahazavana ho an'ny hafa indray, ary Mankahery anao ihany koa, fa hoy ny Tompo:
"Aoka hazava eo imason'ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo ka hankalazany ny Rainareo izay any an-danitra" (Matio 5:16)