FJKM Ambohimanala filadelfia pejy ofisialy

FJKM Ambohimanala filadelfia pejy ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FJKM Ambohimanala filadelfia pejy ofisialy, Evangelical church, FJKM Ambohimanala, Antananarivo.

07/07/2026

Alahady 05 Jolay, voka-dehibe an'ny faritra: Volotara, Ankazo ary Ambohimanala Antsinanana. Misaotra ny Tompo dia misaotra ny Kristianina tsy ankanavaka

ASARAMANITRA=ASA SOSIALIN'NY FIANGONANA ny 25Jona Fizarana PPN ho an'ny zokiolona ny 27Jona fizarana sakafo masaka ho an...
28/06/2026

ASARAMANITRA=ASA SOSIALIN'NY FIANGONANA
ny 25Jona Fizarana PPN ho an'ny zokiolona
ny 27Jona fizarana sakafo masaka ho an'ny zandriolona niarahana t@ SVM
an'Andriamanitra irery ny Voninahitra. Amen

Alahady 07Jona 2026, voka-dehibe an'ny fiangonana Niarahana t@ Dr Irako ANDRIAMAHAZOSOA Ammi Mpitandrina Derao ny Tompo,...
07/06/2026

Alahady 07Jona 2026, voka-dehibe an'ny fiangonana
Niarahana t@ Dr Irako ANDRIAMAHAZOSOA Ammi Mpitandrina
Derao ny Tompo, Ekeo ny Tompo, miorena ao @ Tompo
Soli Déo Gloria

Misaotra an'Andriamanitra mandrakariva izahay Pasitera Fa na tanaty sarotra sy sedra mampianjera aza ny fotoana niarahan...
01/06/2026

Misaotra an'Andriamanitra mandrakariva izahay Pasitera
Fa na tanaty sarotra sy sedra mampianjera aza ny fotoana niarahana
Dia misaotra an'Andriamanitra izahay noho ny aminareo.
Niaraka teto isika tsy nisy nifidy
Ka nolalovantsika ny mamy sy mangidy.
Tsy nahasakana antsika izay varavarana nihidy
Fa nosokafantsika niaraka t@ Jesoa 'lay fanalahidy.
Tsy nampihemotra antsika ireo mpanakivy
Ka faly izahay na dia Téo aza izany
Fa nomenao anay ny sakafom-panahy tsy mety lany
Dia indro mifarana ny fotoana iarahana.
Manaiky isika fa samy mpanompo
Ity no sampanana tsy maintsy isarahana
Koa dia mirary soa e! Tahian'ny Tompo e

Arahabaina nahatratra izao andro Pentekosta izao. Mirary ny fiasan'ny Fanahy Masina ao amintsika rehetra hatrany.Indro a...
24/05/2026

Arahabaina nahatratra izao andro Pentekosta izao. Mirary ny fiasan'ny Fanahy Masina ao amintsika rehetra hatrany.
Indro ampahany @ sarin'ireo mpandray vaovao noraisina ny Alakamisy Andro niakarana. Dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra

Isa-Kerin-Taonan'ny  Rantsana Fananantenana Synodamparitany Antananarivo Atsimo. an'Andriamanitra irery ny Voninahitr'An...
01/05/2026

Isa-Kerin-Taonan'ny Rantsana Fananantenana Synodamparitany Antananarivo Atsimo. an'Andriamanitra irery ny Voninahitr'Andriamanitra

Fiadanana ô! ndao indray hiaraka @ Sampana Dorkasy sy ny Chorale Trompetran'ny Polisipirenena e
23/04/2026

Fiadanana ô! ndao indray hiaraka @ Sampana Dorkasy sy ny Chorale Trompetran'ny Polisipirenena e

06/04/2026

⛪ FJKM FIAKARANA FIDERANA.
Ity ary Tompoko ny taratasy filazana.

04/04/2026

MIDITRA NY FANOMPOAM-PIVAVAHANA ETO AMBOHIMANALA RAHAMPITSO 5 APRILY ANDRO P***A. tongava aloha sao tara
Samia hotahian'Andriamanitra

Address

FJKM Ambohimanala
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ambohimanala filadelfia pejy ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share