30/05/2026
FANENTANANA MAIKA
📢 FANAMPINA HO AN’I AMMIEL
Ry havana sy namana,
Tsy dia fanaoko eto page-tsika ity izy ity kanefa tsy Afaka ny hipetra-potsiny manoloana ny mahazo ny Zanaka na havantsika.
Antso vonjy ho an’i Ammiel, tovolahy 19 taona.
Efa herinandro maro izy no mijaly amin’ny hémorragie miverimberina, ary mbola tsy fantatra ny antony na dia efa natao aza ny fitiliana rehetra teto Madagasikara.
Mila fitsaboana any Inde maika izy mba ho velona.
Ary tena mbola Tanora tokoa moa izy.
📖 “Izay mangataka dia hahazo; izay mitady dia hahita.” Matio 7:8
🙏 Mino izahay fa Andriamanitra mbola manao fahagagana. Fa ampiasainy koa isika ho fitaovana
amin’ny fizarana sy fanampiana
Koa raha miteny aminao Izany antso Izany ka te hanampy ianao.
- Na kely aza dia manampy
- Zarazarao mba hahatratra olona maro
- Aoka koa isika hivavaka ho azy
Ny fanampianao dia mety hamonjy aina.
📞 Raha mila fanazavana:
* Lalaina Voahirana Rakotoarisoa: +261 34 20 473 67
* Jean Claude Pascal Rakotoarisoa: +261 34 76 820 19
Misaotra indrindra amin’ny fitiavana sy firaisankina.
Andriamanitra anie hamaly fitia anareo rehetra.
Ho antsika aty ivelan’i Madagasikara dia azonao atao ny mandray Anjara amin’ito rohy eto ambany ito.
https://www.gofundme.com/f/aidons-ammiel-a-survivre?utm_campaign=fp_sharesheet&fbclid=IwdGRjcARof-VleHRuA2FlbQIxMQBzcnRjBmFwcF9pZAo2NjI4NTY4Mzc5AAEe1irfxtprsFOCzInJdjnt_qFuNYAxSJqifpB7_0Wzi1WDDi72Aw1Jz3ZJ38o_aem_T7ERO1QyBfaOKgV6vgp2SA&utm_id=97757_v0_s00_e224_tv2_tp1_a1demonnzjb5zd