12/06/2026
FANKALAZANA NY FO MASIN'I JESOA. ❤️
" Izay ampoizin’ny Tompo hatao, maharitra mandrakizay, ny fikasan’ny Fony amin’ny taranaka mifandimby, ka hanafaka ny fanahiny amin’ny fahafatesana Izy, sy hamelona azy amin’ny andro mosarena." Sal. 32, 11. 19.
______________
Miarahaba manokana ireo Fiangonana izay eo ambany fiarovan'ny Fo Masin'i Jesoa:
- EKAR Fo Masin'i Jesoa Ambodivona.
- EKAR Fo Masin'i Jesoa Anakakondro.
Miarahaba ireo Fikambanana Masina sy Vaomieran'asa eo ambany fiarovany ihany koa, fa indrindra ny Fikambanana Garde d'honneur. 🌹