24/05/2026
🕊🔥Tahaka ny nanirahan’ny Raiko Ahy no anirahako anareo koa: Raiso ny Fanahy Masina.🔥🕊
Miarahaba antsika nahatratra ny Pantekôty 2026 ary miarahaba ireo zanaky ny Fiangonana nanavao ny toky nomeny tamin'ny Batemy anio mitomboa hatrany amin'ny finoana omban'ny Fankaharezan'ny Fanahy Masina 🔥🕊