Pejy Ismael Rakotoarison

Pejy Ismael Rakotoarison Pejy kristiana, mpamafy fiainana sy fahazavana amin’izao andro farany izao.

👍KRISTIANINA TIA FIHAVANANA
05/03/2026

👍KRISTIANINA TIA FIHAVANANA

👍Volana Martsa:Mandehana ampifaliana feno fanantenana!FAHASOAVANA MIRARAKA  REHETRA ATAONAO! AMEN🙏🙏
02/03/2026

👍Volana Martsa:
Mandehana ampifaliana feno fanantenana!
FAHASOAVANA MIRARAKA REHETRA ATAONAO! AMEN🙏🙏

16/02/2026

«Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo.»
‭‭Matio‬ ‭7‬:‭7‬ ‭

👉Ho Anao io ity hafatra ity ❌ Aza matahotra ny HANDROSO @ ara-panahy❌❌ Aza matahotra ny HANDROSO hanangana asa na projet...
10/02/2026

👉Ho Anao io ity hafatra ity
❌ Aza matahotra ny HANDROSO @ ara-panahy❌
❌ Aza matahotra ny HANDROSO hanangana asa na projet eo @ fiainanao❌
AOKA IZAY NY TAHOTRAO: ny lasa; ny ahiahy @ ny ho avy.
REHEFA MANDROSO IANAO DIA
👉ANDRIAMANITRA NO MANOKATRA RANOMASINA MENA HO ANAO
👉MISY LALANA EFA NOMANINY HO ANAO
👉 EFA MIANDRY ANAO AO ILAY TANY KANANA
EKSODOSY 14:15" Lazao @ zanak'israely mba handroso"
Rehefa nandroso ny zanak'israely dia nanokatra ranomasina mena Andriamanitra.
Miandry anao hiainga eo @ toerana misy anao eo Jesosy Kristy.
Aza mijery na iza na iza! JESOSY NO LALANA SY FAHAMARINANA ARY FIAINANA. AMEN🙏🙏

Aza matahotra❌❌❌🌱MITSANGANA,MIHAZAVÀ🌱Isaia 60:1JESOSY NO MIARAKA AMINAO.
04/02/2026

Aza matahotra❌❌❌

🌱MITSANGANA,MIHAZAVÀ🌱
Isaia 60:1
JESOSY NO MIARAKA AMINAO.

🙏🙏MIVAVAHA KA AZA MITSAHATRA🙏🙏😌😌Fiadanana e!!!Tahiana manokana enao io. Amen!!
03/02/2026

🙏🙏MIVAVAHA KA AZA MITSAHATRA🙏🙏😌😌
Fiadanana e!!!
Tahiana manokana enao io. Amen!!

02/02/2026

Pejy Ismael Rakotoarison hifampizara amintsika amin’izao vanin’andro farany izao, pejy hifampivavaka, hifampizarana teny, tso-drano, fampianarana.

Manasa anao hanaraka ny pejy sy izara izany amin’ny manodidina 😊

Tahian’Andriamanitra tompoko 🙏🏻

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pejy Ismael Rakotoarison posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share