10/04/2026
"Ny voninahitr'ity trano ity any am-parany dia ho lehibe noho ny tany aloha, hoy Jehovah Tompon'ny maro"
Roso ny dia ho fiatrehana ny Jobily faha 50 taonan'ny Fiangonana 1977-2027🙏
Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany, mifanentana, mifanohana, mifanasoa!