Aumônerie Protestante Universitaire Ankatso - APU Ankatso

Aumônerie Protestante Universitaire Ankatso - APU Ankatso Fitaizam-panahy Protestanta (FJKM & FLM) eto anivon'ny Anjerimanontolo Ankatso

06/06/26Fintina an-tsary ny conférence ''TANORA MIORINA SY MIJORO AMIN'NY FINOANA '' izay niarahana tamin'ny Mpitandrina...
07/06/2026

06/06/26
Fintina an-tsary ny conférence ''TANORA MIORINA SY MIJORO AMIN'NY FINOANA '' izay niarahana tamin'ny Mpitandrina IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi.

Ho avy tsy ho ela ny vidéo,
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra ✨

31/05/2026
" Avelao ny zaza hanatona Ahy '' Lioka 18: 16a❤️NY SEKOLY ALAHADY MITORY NY FITIAVAN'I KRISTY ❤️Efa fantatrao ve?  amin'...
29/05/2026

" Avelao ny zaza hanatona Ahy '' Lioka 18: 16a

❤️NY SEKOLY ALAHADY MITORY NY FITIAVAN'I KRISTY ❤️
Efa fantatrao ve? amin'ny Alahady 07 Jona ho avy izao anie ny ALAHADIN'NY SEKOLY ALAHADY e ! ✨
Tongava daholo fa hiaraka hidera sy hanome voninahitra an'Andriamanitra isika amin'io an !
📌Aza adinoina ihany koa fa hisy antsam-panahy izay iarahana amin'ireo Sekoly Alahady rahavavy ny tolakandro, ato amin'ny Chapelle ihany, manomboka amin'ny 02ora 😊

Ka andao ary e 🥰 aza tonga irery fa ho ento ny namana !

Tahin'i Jesosy 🥰

Fintina an-tsary nandritry ny lalao omaly Alarobia 27 May niarahan'ny APU Ankatso sy ny APU Ambatomaro  Aumônerie Protes...
28/05/2026

Fintina an-tsary nandritry ny lalao omaly Alarobia 27 May niarahan'ny APU Ankatso sy ny APU Ambatomaro Aumônerie Protestante Universitaire Ambatomaro ⛹🏽‍♀️
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra ✨

“Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny fahatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an’ny mino ianao...” ...
26/05/2026

“Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny fahatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an’ny mino ianao...” I Timoty 4:12a

Fiadanana e 🥰
📣Misy antso ho anao amin'ity conférence manokana ity : TANORA MIORINA SY MIJORO AMIN'NY FINOANA, izay hiarahana amin'ny Mpitandrina IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA AMMI Fotoana iray hianarana, hifampizarana, hitomboana ara-panahy mba ho voninahitr'Andriamanitra hatrany ✨

📍Aza adinoina ary :
📅 Sabotsy 06 Jona 2026
🕢 09h Maraina
⛪ APU ANKATSO

Tongava maro, ary ho ento ihany koa ny namana e!
Tahin'i Jesosy 🥰

25/05/2026

To God alone be the glory 🙏🏻

Fintina an-tsary ny PENTEKOSTA sady FANOKANANA COMMISSION SPIRITUELLE ny Alahady 24 May 2026 🕊️Ho an'Andriamanitra irery...
25/05/2026

Fintina an-tsary ny PENTEKOSTA sady FANOKANANA COMMISSION SPIRITUELLE ny Alahady 24 May 2026 🕊️
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra ✨

'' Fa hahazo hery ianareo amin'ny filatsahan'ny Fanahy Masina aminareo'' Asan'ny Apostoly 1:8a Fiadanana e 🥰 🕊️ PENTEKOS...
22/05/2026

'' Fa hahazo hery ianareo amin'ny filatsahan'ny Fanahy Masina aminareo'' Asan'ny Apostoly 1:8a

Fiadanana e 🥰

🕊️ PENTEKOSTA 🕊️ culte FLM
📅 Alahady 24 May 2026
🕢 08h30 maraina
📍 APU ANKATSO
▫️ Miditra amin'ny 7h15 ny Sekoly Alahady
▫️ Fanokanana commission spirituel

Aza adino ny mitondra ambavaka ny fotoana
Tahin'i Jesosy 🥰

Fintina an-tsary ny ENGLISH WORSHIP SERVICE izay notanterahina ny 17 May 2026Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra ✨ ...
19/05/2026

Fintina an-tsary ny ENGLISH WORSHIP SERVICE izay notanterahina ny 17 May 2026
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra ✨

''Manatòna an'Andriamanitra, dia hanatona anareo Izy'' Jakoba 4 : 8Fiadanana e 🥰 ▫️Culte FJKM isika amin'ny Alahady ho a...
15/05/2026

''Manatòna an'Andriamanitra, dia hanatona anareo Izy'' Jakoba 4 : 8
Fiadanana e 🥰
▫️Culte FJKM isika amin'ny Alahady ho avy izao ary misy fandraisana ny fanasan'ny Tompo,miditra amin'ny 8h30 hatrany,ny Sekoly Alahady kosa miditra amin'ny 7h15

▫️Aza adino ihany koa fa misy culte amin'ny fiteny anglisy ny Alahady tolakandro manomboka amin'ny 02h ato amin'ny Chapelle ihany
Tongava foana na toy ny ahoana na toy ny ahoana ny fahaizanao miteny anglisy,hiaraka hanome voninahitra an'Andriamanitra isika

Tahin'i Jesosy 🥰

Address

Ankatso
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aumônerie Protestante Universitaire Ankatso - APU Ankatso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share