24/05/2026
Joyeuses Pentecôte o
Nifanotrona tamin'ny Père Emile Aumônier mpanampy Vahatra Diosezy teny Ambatonilita androany ny Birao Vahatra Diosezy, fankalazana ny fetiny.
Mamerina ny Arahaba Mompera Dia mitomboa fahamasinana hatrany