Love Chapel intrntn evengelique

Love Chapel intrntn evengelique FLAMME DOUBLร‰ ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ

08/08/2026

Alohan ny hivavahana amin ny toerana iray
Dia fantaro aloha lay toerana
Lay moitarika.
Lay hivavahana .
Zay vao miantso sy mivavaka .
zay no banga eto amin ny tontolon ny fiangonana maro.
Entanim po daholo dia maika satria tery loatra.
Hiantso fanahy ianao.
hameno izany anatinao.
Fanahy manao ahoana aloha lay eo amin io toerana io tena fanahy masina marina ve?
Tena fanahin Andrimanitra marina ve?
Raha tena mivavaka ianao dia atoron lay fanahy marina anatinao hoe fanahy tsy izy io antsoinao io.
koa mila mangataka fanahy mahalala fanahy ianao.
Mba hameno anao tokoa lay tena fanahin aina mahavelona sy hitahiana anao
amen is name jesus.

Na iza ianao na iza dia tsy maintsy manaiky .fa io olanao io no tombon tsoako sy tombon tsoan ny hafa.Ka na pasteur iana...
02/08/2026

Na iza ianao na iza dia tsy maintsy manaiky .
fa io olanao io no tombon tsoako sy tombon tsoan ny hafa.
Ka na pasteur ianao na docteur na astrologue na bishop dia samy manaiky fa io olon olona io no fivelomanao sy hiainanao.
Ka raha be olana ianao anio sy efa ho iray volana dia tsarovy fa misy olona mahazo tombon tsoa amin izany.
Noho izany :aza manao tsinontsinona ireny olona natao hamaha ny olnao ireny.
Satria misy fiandohana ny famahana an lay olana misy famakafakana ary misy famehezana azy amin ny farany mba tsy hiverina intsony amin iny olana iny.
Aza maika hiala amin zay toerana hamahana ny olanao fa mifatoha ary aza mitady olana hafa indray.
Fomba fialana amin ny olana ?
Eritrerto foana hoe misy olona manana tombon tsoa amin io olanao io
๐Ÿ‘Œ๐Ÿ‘Œโœ๏ธ

Hello augustVolana fananganana indray ny efa lavovolana fanasitranana hoanaovolana famerenana ny laoniny ny zavatra very...
01/08/2026

Hello august
Volana fananganana indray ny efa lavo
volana fanasitranana hoanao
volana famerenana ny laoniny ny zavatra very sy maty tamin ny fiainanao
volana ho fanambinana hoanao ara bola sy arak asa .
Volana hanasitranana anao .
Volana tokony hifatohanao indray ny fiainanao manokana fa tsy very dia amin ny hafa .
Welcome with me and Their Him

๐Ÿ‘Œ๐Ÿ‘ŒEh aza diso adressRehefa handroaka ny demonia sy ny forongony ianao:Dia lay zavatra entiny ihany koa roahy.Fa tsy tong...
31/07/2026

๐Ÿ‘Œ๐Ÿ‘ŒEh aza diso adress
Rehefa handroaka ny demonia sy ny forongony ianao:
Dia lay zavatra entiny ihany koa roahy.
Fa tsy tonga hanelingelina eo fotsiny izy fa mitondra zavatra.
Roahy ny bloquage
Roahy ny sasam poana
Raohy ny fandaniam poana
Raohy ny fahantrana sy aretina.
Roahy ny hakamoana.
Raohy ny tsy fahavanonana amin ny lafiny rehetra .
Roahy amin ny alalan ilay Jesosy Kristy zay lohan ny fiangonana .
Dia rehefa tsapanao fa maivana ianao .
Dia antsoy ny Fanahy Masina mitondra vibre hanaitra ny fanahy tsara rehetra hitondra reo zavatra tsara rehetra .
Amen

Haiko fa raha miteny an ty teny ity aho dia hivoraka indray ny lohanao:Raha samy handray zavatra amin lay Mpahary ihany ...
30/07/2026

Haiko fa raha miteny an ty teny ity aho dia hivoraka indray ny lohanao:
Raha samy handray zavatra amin lay Mpahary ihany va aho ?
Dia hipetraka ho mpanompo ihany?
Nefa hoy izy :zanako ianao ,Izaho niteraka anao.
Koa moa tsy tokony hisitraka izany va aho.
Eny afaka aho .
Minoa aho ary aoka koa ianao hino fa na tsy mangataka aza ianao dia omeny anao izany fa mipetraha eo amin ny toerana maha zanaka ahy sy ianao.
Dia minoa tahaka an lay zanaka malala dia hanandratra anao Izy.
Zay irin ny fonao dia tonga aminao.
Amen๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ™๐Ÿ™

15/07/2026

Ny fahavalo voalohany zay mahatonga anao ho resy dia ianao kely noho ny fiainana
Raha mbola kely noho io fiainana bรฉ olana io ianao dia tsy afaka hibaiko ny fiainana arahan olana io
๐Ÿ‘‰Koa aoka ho lehibe ianao.
Ahoana tokoa moa ? ?no hahatonganao ho lehibe ?
Miala aloha eo amin ilay olana dia mitsangana ary aoka hijoro hitomban dahy ianao ka tsy hamela ny olana hijanona eo aminao
roahy dia aza avela hijanona eo aminao.
Amin ny anaran i JESOSY ๐ŸชŠ๐ŸชŠ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‰๐Ÿค

08/07/2026

Aza azera amin ny vavaka avokoa ny andraikitra mila ataonao Kristinina.
Raha tsy miasa ianao dia mila mitady asa.
Fitarihan dalana no hitondrana am bavaka.
Raha very zavatra ianao, dia mitady na manova :fo matanjaka no anton ny vavakao.
Andraikitrao ny zanakao, ny vadinao, ny ankohonanao raha mbola ao ambany tafon tranonao.
Koa ilaina ianao miasa mba hamelona azy alohan ny vavaka.
Ka raha misy ady dia mila atrehina ny ady fa tsy tokony hazera amin ny vavaka daholo.
Satria efa aman jato taona ianao nitondra am bavaka ny taninao, ny firenenao, ny taranakao nefa mbola tsy mihiratra ihany lay masoandro.
Noho izany mandray andraikitra.
Miaro sy manaja , mikolo sy manadio, mitia ary Mitsangana sy mijoro amin ny fahamarinana, zay vao mivavaka ho fiaraha miasa ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Inona no atao hoe fiangonana ? Ianao ve vahaolana ao am piangonana ? Sa olan ny fiangonana ? ๐Ÿ‘‰Amin izao fotoana izao dia...
06/07/2026

Inona no atao hoe fiangonana ?
Ianao ve vahaolana ao am piangonana ?
Sa olan ny fiangonana ?
๐Ÿ‘‰Amin izao fotoana izao dia sarotra no hahatongavanao amin izay tanjona na vision na place raha te ho vahaolana ao am piangonana ianao.
satria :ento an tany dia efa misy tompony ny fiangonana.
Gaga ianao hoe fa nahoana?
Raha vao vahaolana hoan ny fiangonana ianao dia maro ny fahavalo.
Indrindra ianao tsy mifanaraka amin ny zavatra takian lay olona milaza ho tompony :(raha tsy manambady ianao, raha tsy manam bola , raha olona tsy maharesy lahatra (na lainga aza )
๐Ÿ‘‰Lasa olana ianao rehefa tsy mitovy fijery amin ny milaza ho tompon ny fiangonana.
Satria :manana vision ianao fa tsy ao no tokony ampiasaina azy.
Mety manana toetra miaonavona i koa ianao.
Raha mahantra loatra koa ianao sy sahiran dava.
Na ianao occupรฉ loatra any an tokantranonao.
Koa Raha mbola hitanao fa misy tompony olombelona ny fiangonana ;na ianao miala tao na manaraka zay ataon ilay olombelona tompon ny fiangonana dia ho vahaolana ianao
Koa Raha mbola misy tompony ny fiangonana dia tsy hisy intsony ny fifohazam panahy fa lany andro mamaha olana ilay fiangonana.
Noho izany atolory an lay lohan ny fiangonana ny fiangonanao mba hirahiriny azy satria IZY ihany no manana hevitra hihevrany azy.
dia hisy alaolana hoan ny olona isam batan olona

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Love Chapel intrntn evengelique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share