03/11/2025
Tahian'I Jesosy daholo.
Andraso ny fotoana ny fotoanan'Andriamanitra aminao.
Aza maika maika izany. Izaho izao dia anisan'izany hoe miandry an'izany fotoanan'Andriamanitra izany.
Nisy zavatra nangatahiko Taminy nanombok a amin'ny taona 2017,kanefa hatramin'izao mbola tsy tanteraka amiko mihintsy.
Manantena anefa indray andro any fa mbola ho azoko izay nangatahiko. 😊❤️.
Isaia 60:22
Andraso ampifaliana foana ary ny Tompo 😊❤️
Manasa anao hanaraka ny pejy.
Ho Tahian'I Jesosy hatrany 😊❤️