Feon'ny Lamesa

Feon'ny Lamesa Mivavaka, Mihira, Manakaiky an'Andriamanitra

πŸŽΆπ‘΄π’Šπ’—π’†π’“π’†π’π’‚ π’Šπ’‚π’π’‚π’, 𝒐̂ π’“π’š π’Žπ’‘π’‚π’π’π’•π’‚ 𝒐̂,𝑰𝒛𝒂𝒉𝒐 π’π’š π’‡π’Šπ’‚π’Šπ’π’‚π’π’‚π’, π’Šπ’›π’‚π’‰π’ 𝒏𝒐 𝒍𝒂𝒍𝒂𝒏𝒂𝒐,𝑰𝒛𝒂𝒉𝒐 π‘»π’π’Žπ’‘π’π’π’‚π’ 𝒏𝒐 π’‡π’‚π’‰π’‚π’Žπ’‚π’“π’Šπ’π’‚π’π’‚π’ ;π‘΄π’Šπ’—π’†π’“π’†π’π’‚ π’Šπ’‚π’π’‚π’, ...
18/02/2026

πŸŽΆπ‘΄π’Šπ’—π’†π’“π’†π’π’‚ π’Šπ’‚π’π’‚π’, 𝒐̂ π’“π’š π’Žπ’‘π’‚π’π’π’•π’‚ 𝒐̂,
𝑰𝒛𝒂𝒉𝒐 π’π’š π’‡π’Šπ’‚π’Šπ’π’‚π’π’‚π’, π’Šπ’›π’‚π’‰π’ 𝒏𝒐 𝒍𝒂𝒍𝒂𝒏𝒂𝒐,
𝑰𝒛𝒂𝒉𝒐 π‘»π’π’Žπ’‘π’π’π’‚π’ 𝒏𝒐 π’‡π’‚π’‰π’‚π’Žπ’‚π’“π’Šπ’π’‚π’π’‚π’ ;
π‘΄π’Šπ’—π’†π’“π’†π’π’‚ π’Šπ’‚π’π’‚π’, 𝒇𝒂 π’Šπ’›π’‚π’‰π’ 𝒏𝒐 π’Žπ’Šπ’‚π’π’•π’”π’ π’‚π’π’‚π’πŸŽΆ

✝️Bon dΓ©but de CarΓͺme aby ohπŸ™

Akory abyπŸ‘‹β€οΈAnisan'ny Hira Komonio mampahatsiaro an'I Fianara mihitsy ity Hira ityπŸ₯°Tena tsara be ny hihiran-jareo ao Fia...
06/02/2026

Akory abyπŸ‘‹β€οΈ
Anisan'ny Hira Komonio mampahatsiaro an'I Fianara mihitsy ity Hira ityπŸ₯°
Tena tsara be ny hihiran-jareo ao Fianara anazy🀩

π‘­π’‚π’Μƒπ’‚π’‰π’š 𝒐̂, π‘¨π’Šπ’Μƒπ’‚ π’Žπ’‚π’Žπ’†π’π’π’π’‚, 𝑨𝒏̃𝒂𝒐 𝒆 𝒓𝒐̂ π‘¨π’Šπ’Μƒπ’‚ π’Žπ’‚π’‰π’‚ π’Šπ’“π’‚π’Šπ’Œπ’‚,
π‘¨π’Žπ’‘π’Šπ’•π’”π’Šπ’“π’Šπ’, π’‚π’Žπ’‘π’‚π’π’‹π’‚π’Œπ’‚π’ π’‚π’Žπ’Šπ’π’‚π’š π’‚π’•π’π’š π’π’š 𝒕𝒆𝒏𝒂 π’‡π’Šπ’•π’Šπ’‚π’—π’‚π’π’‚
π‘¨π’Žπ’‘π’Šπ’•π’”π’Šπ’“π’Šπ’, π’‚π’Žπ’‘π’‚π’π’‹π’‚π’Œπ’‚π’ π’‚π’Žπ’Šπ’π’‚π’š π’‚π’•π’π’š π’π’š 𝒕𝒆𝒏𝒂 π’‡π’Šπ’•π’Šπ’‚π’—π’‚π’π’‚

Tsa mahay miteny Betsileo mantsy ny Admin😍

Inona kosa ary ny Hira tena hahtsiarovanao ny Paroasinareoβ›ͺ☺️

Inona ny hira tena tianareo indrindra rehefa NoelyπŸ₯°πŸŽΆ Kintana e, Kintana e 🎢Anisan'ny hira nanamarika ny fahazazako be it...
25/12/2025

Inona ny hira tena tianareo indrindra rehefa NoelyπŸ₯°

🎢 Kintana e, Kintana e 🎢

Anisan'ny hira nanamarika ny fahazazako be ity hira ity, hira nosoratan'i Tompokolahy Mgr. Tabao MANJARIMANANA

Mampifandray ny Fomba gasy rehefa misy Tera-dahy sy ny Fahaterahan'i Jesoa Kristy Mpamonjy ity hira ityπŸ˜‡

Samia ho feno ny Fahasoavan'ny Noely daholo isika mianakavyβ£οΈπŸ™

πŸ‘ΌI Jesoa zazakely anie hanenika Asambarana ho antsika sy ho an'ny ankohonantsika tsirairay avyπŸ˜‡πŸ™Mirary Fety Noely Sambat...
25/12/2025

πŸ‘ΌI Jesoa zazakely anie hanenika Asambarana ho antsika sy ho an'ny ankohonantsika tsirairay avyπŸ˜‡πŸ™

Mirary Fety Noely Sambatra ❣️ πŸ™

24/12/2025
πŸ‘‹Salama daholo❀️🈷️Alatsinainy fahatelo amin'ny Fiaviana isika izao......Ka tsy miala ambavan-tsika foana ity hira ity am...
15/12/2025

πŸ‘‹Salama daholo❀️

🈷️Alatsinainy fahatelo amin'ny Fiaviana isika izao....
..Ka tsy miala ambavan-tsika foana ity hira ity amin'izao vanim-mpotoana Fiomanana amin'ny NoelyπŸŽ„πŸŒ  izaoπŸ˜‡

π‘¨π’Žπ’ƒπ’π’‚π’“π’š π’π’š 𝒍𝒂𝒍𝒂𝒏'π’π’š π‘»π’π’Žπ’‘π’ ...

π‘Ίπ’‚π’π’‚π’Žπ’ 48.Nareo koa ve tsy afa-po mihitsy mihira an'ity hira ity raha tsy taperina hatramin'ny faranyπŸ˜….
11/12/2025

π‘Ίπ’‚π’π’‚π’Žπ’ 48.

Nareo koa ve tsy afa-po mihitsy mihira an'ity hira ity raha tsy taperina hatramin'ny faranyπŸ˜….

Salamo 88.Iza ary mahay ny fiverenana an'ity hira ityβ˜ΊοΈπŸ‘‡Soraty ao am commentaire πŸ—¨οΈ ao izay mahayπŸ™
10/12/2025

Salamo 88.

Iza ary mahay ny fiverenana an'ity hira ity☺️

πŸ‘‡Soraty ao am commentaire πŸ—¨οΈ ao izay mahayπŸ™

πŸ‘‹Salama daholy isika ato❀️Nareo koa ve tena ohatry ny tsy eto an-tany izany rehefa mihira mandritry ny FanoloranaπŸ˜‡πŸŽΆ 𝑴𝒐𝒇𝒐...
10/12/2025

πŸ‘‹Salama daholy isika ato❀️

Nareo koa ve tena ohatry ny tsy eto an-tany izany rehefa mihira mandritry ny FanoloranaπŸ˜‡

🎢 𝑴𝒐𝒇𝒐 π’Žπ’‚π’…π’Šπ’ π’•π’”π’š π’Žπ’Šπ’”π’š π’π’‚π’π’Šπ’—π’‚π’šπŸ™

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Feon'ny Lamesa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share