20/07/2026
🛐🙏 VAVAKA SY FIFADIAN-KANINA 🙏🛐
FAMPIORENAM-PINOANA
📌 Ny Asabotsy 25 Jolay ho avy izao
📌 @ 09 ora maraina
📌 Ao @ FJKM AMBODIHADY VAOVAO
Vavaka sy Fifadian-kanina iarahana @ fikambanan'ny Mpiara Mamaky Baiboly
Anasana antsika rehetra.
" Raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny"
— II Tantara 7 : 14
Tia anao Jesoa