Jobily faha 150 taona Avaratranjoma

Jobily faha 150 taona Avaratranjoma "๐น๐‘Ž ๐‘’๐‘“๐‘Ž ๐‘›๐‘œ๐‘“๐‘–๐‘‘๐‘–๐‘˜๐‘œ ๐‘ ๐‘ฆ ๐‘›๐‘œโ„Ž๐‘Ž๐‘š๐‘Ž๐‘ ๐‘–๐‘›๐‘–๐‘˜๐‘œ ๐‘–๐‘ก๐‘ฆ ๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘œ ๐‘–๐‘ก๐‘ฆ ๐‘š๐‘๐‘Ž โ„Ž๐‘–๐‘ก๐‘œ๐‘’๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘˜๐‘œ ๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘˜๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘ฆ" ๐ผ๐ผ ๐‘‡๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž 7:16๐‘Ž

25/05/2026



24/05/2026

๐Ÿ“† Alahady 24 Mey 2026 Alahady PENTEKOSTA

โ›ช๏ธ EEM TRINITE MASINA AVARATRANJOMA

โ€œNy Fanahy Masina, Izay nomena antsika, no nentiny nampidina ny fitiavan'Andriamanitra ho ao am-pontsika.โ€
Romana 5 : 5

๐ŸŽฅยฉ๏ธ Mivantana EEM Trinite Masina Avaratranjoma



"Samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa"๐ŸŽผNy andro PENTEKOSTA e,No ifaliant...
24/05/2026

"Samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa"

๐ŸŽผNy andro PENTEKOSTA e,
No ifaliantsika indray:
Ny Parakleto nidina
Tambonin'ny mpianatra ๐ŸŽผ



Fiadanana e, ๐Ÿ‘‹ โ›ชIsaorana ny Tompo tontosa soa aman-tsara ny fanadiovana ny tranoNY  ho voninahitry ny Anarany Masina.๐Ÿ™An...
23/05/2026

Fiadanana e, ๐Ÿ‘‹

โ›ชIsaorana ny Tompo tontosa soa aman-tsara ny fanadiovana ny tranoNY ho voninahitry ny Anarany Masina.

๐Ÿ™Ankasitrahana ny Ministera, ny Komity, ny KJ, ny Sampana ary ny Kristiana rehetra tonga tsy nikely soroka, tsy nitandro hasasarana fa nifanome tanana tamim-pitiavana tamin'ny fanatontosana izany. Niara-niasa tamim-pifaliana isika.๐Ÿ™

๐ŸฅฐMisaotra sy mankantelina indrindra tamin'ny fanolorana fitaovana sy tohana tamin'ny endriny maro. Honera bรฉ ny lany.

Afaha havizanana daholo.

๐Ÿ•Š๏ธSamy ho feno ny Fanahy Masina isika rehetra.๐Ÿ•Š๏ธ

Amin'ny manaraka indray รด !

Tahian'ny Tompo.

Manentana antsika rehetra amin'ny fanadiovana ny tranon' Andriamanitra.
22/05/2026

Manentana antsika rehetra amin'ny fanadiovana ny tranon' Andriamanitra.



20/05/2026

๐ŸŽถ ๐‰-๐Ÿ๐ŸŽ ๐ข๐ณ๐š๐จ !
Miha-akaiky ilay โ€œ๐‚๐จ๐ง๐œ๐ž๐ซ๐ญ ๐‚๐ฅ๐š๐ฌ๐ฌ๐ข๐ช๐ฎ๐žโ€ manetriketrika sy kanto indrindra, ilay fotoana ๐’Ž๐™–๐’Ž๐™ฅ๐’Š๐™š๐’๐™ฉ๐’‚๐™ฃ๐’†๐™ฃ๐’•๐™–๐’๐™–, ๐™๐’†๐™ฉ๐’”๐™ž๐’Œ๐™– ๐™œ๐’๐™–๐’—๐™–๐’๐™– ๐™จ๐’š ๐’•๐™จ๐’š ๐’Ž๐™–๐’๐™–๐’Ž-๐’‘๐™–๐’‰๐™–๐’“๐™ค๐’‚.

๐“๐จ๐ง๐ ๐š๐ฏ๐š ๐ฆ๐›๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐จ ๐ญ๐š๐ง๐ญ๐š๐ซ๐š๐ข๐ง๐š !



19/05/2026
18/05/2026

๐ŸŽผ๐ŸŽปVenez vivre une expรฉrience musicale exceptionnelle ร  travers ce concert classique unique en son genre.
Mieux vaut รชtre prรฉsent pour le vivre que de lโ€™entendre raconter. ๐ŸŽปโœจ



17/05/2026

๐Ÿ“† Alahady 17 Mey 2026 VOKA-DEHIBE ATMA
Antsam-piderana
โ›ช๏ธ EEM TRINITE MASINA AVARATRANJOMA
Amboarampeon'ny Trinite Masina Avaratranjoma-ATMAA

โ€œMihobia ho an'i Jehovah, ry tany rehetra. Manompoa an'i Jehovah amin'ny fifaliana; Mankanesa eo anatrehany amin'ny fihobianaโ€ Salamo 100 : 1-2

๐ŸŽฅยฉ๏ธ Mivantana EEM Trinite Masina Avaratranjoma



17/05/2026

Efa tomombana avokoa ny fanomanana rehetra, ny fahatongavantsika sisa no andrandraina aminโ€™ny Concert Classique.



17/05/2026

๐Ÿ“† Alahady 17 Mey 2026 VOKA-DEHIBE ATMA
Fidirana faharoa
โ›ช๏ธ EEM TRINITE MASINA AVARATRANJOMAAmboarampeon'ny Trinite Masina Avaratranjoma-ATMAA
โ€œMihobia ho an'i Jehovah, ry tany rehetra. Manompoa an'i Jehovah amin'ny fifaliana; Mankanesa eo anatrehany amin'ny fihobianaโ€ Salamo 100 : 1-2

๐ŸŽฅยฉ๏ธ Mivantana EEM Trinite Masina Avaratranjoma



Address

12, Lalana Rabezavana โ€“ Ambodifilao
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jobily faha 150 taona Avaratranjoma posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share