23/11/2025
๐ ๐๐ข๐ก๐๐๐ฅ๐ง๐๐ง๐๐ข๐ก ๐ก๐๐ง๐๐ข๐ก๐๐๐ : ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐ ๐ก๐ข ๐๐๐ง๐๐ฅ๐๐๐, ๐๐๐ก๐ข๐ ๐๐ข๐๐ ๐๐ก๐ฌ ๐๐ ๐๐ก'๐ก๐ฌ ๐๐ข๐๐ข๐ก๐ง๐๐ก๐ฌ
Niroso taminโny dingana ireo lehiben'ny . Nomenโny Filoham-panjakana, Michaรซl Randrianirina, fahefana manokana ny mba hitarika ny -pirenena manerana ny Nosy.
Ny 19 Novambra no nivoaka ny mandat manendry ity rafitra ara-pinoana, izay tarihinโny ArsevekanโAntananarivo, Jean de Dieu Raoelison, ity ho hany hery "tsy mitanila" sady efa zatra ny fampihavanam-pirenena. Tanjona ny hanorina "Firenena miroborobo" aminโny alalanโny fandraisanโny rehetra anjara.
Ny tena mahaliana dia ny fomba fiasa : mikasa ny hanomboka eny anivonโny Fokontany ny fakan-kevitra, vao hiakatra any aminโny Kaominina sy Faritra. Izany dia natao hiantohana ny fandraisanโny vahoaka mivantana anjara.
Noho ny fahalehibiazanโny asa, izay mety haharitra roa taona, dia mety hisy fiantraikany amin'ny calendrier รฉlectoral izany. Mampiseho io fanapahan-kevitra io fa ny fahatokisana sy ny marimaritra iraisana aloha no laharam-pahamehana alohan'ny fifidianana...
fans