FJKM Ambohimasin Ziona vaovao SP.01

FJKM Ambohimasin Ziona vaovao SP.01 "Fa Jéhovah efa nifidy an'ny Ziona" Sal 132: 13.a

12/05/2026
Hafatra ho an ny Fiangonana FJKM.
23/04/2026

Hafatra ho an ny Fiangonana FJKM.

Isaorana hatrany ny Tompo Jesoa fa tontosa androany ny fampiofanana tompon andraikitra faritra Avaratra  SP01.natao teto...
07/04/2026

Isaorana hatrany ny Tompo Jesoa fa tontosa androany ny fampiofanana tompon andraikitra faritra Avaratra SP01.natao teto amin ny FJKM Ambohimasina Ziona Vaovao.
Misaotra ny Mpitandrina Mpanofana:
Misaotra ireo tonga niofana.
Ho an Andriamanitra irery ny voninahitra. Amena.

Isaorana hatrany ny Tompo Jesoa.Mitohy ny asa androany 19 Martsa.Fiangonana sy Kristiana mifanohana.Isaorana ireo Kristi...
19/03/2026

Isaorana hatrany ny Tompo Jesoa.
Mitohy ny asa androany 19 Martsa.
Fiangonana sy Kristiana mifanohana.
Isaorana ireo Kristiana tonga nifanome tanana.
Ho an Andriamanitra irery ihany ny voninahitra. Amena.

Isaorana hatrany ny Tompo Jesoa.Fiangonana manohana Kristiana, Kristiana manohana Fiangonana. Miara miasa ahasoa eee. Mi...
12/03/2026

Isaorana hatrany ny Tompo Jesoa.
Fiangonana manohana Kristiana, Kristiana manohana Fiangonana. Miara miasa ahasoa eee.
Mitohy hatrany ny asa.
Isaorana ny Kristiana nifanome tanana, nanao asa ho amin ny fifanohanana, anjaran ny Faritra Ambohimasina tamin ity anio 12 mars ity.
Anjaran ny Faritra Fiakarantsoa indray amin ny Alakamisy heriny anio.
Voninahitra ho an Andriamanitra irery ihany. Amena

Isaorana hatrany ny Tompo Jesoa fa tontosa ndray aloha ny asan ny Fiangonana niarahana tamin ny Faritra  Ambohitrakely. ...
06/03/2026

Isaorana hatrany ny Tompo Jesoa fa tontosa ndray aloha ny asan ny Fiangonana niarahana tamin ny Faritra Ambohitrakely. Mankasitraka ireo rehetra tonga.
Anjaran ny faritra Ambohimasina ndray ny Alakamisy manaraka..
Mandeha miadana ny asa tao-trano.
Jesoa o, apetraka aminao.
Voninahitra ho an Andriamanitra irery ihany
Amena

Address

Ambohimasina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ambohimasin Ziona vaovao SP.01 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share