01/01/2026
Indro, Izaho efa hanao zava-baovao, Koa ankehitriny dia efa miposaka izany, Tsy hahalala izany va hianareo?
Eny, any an-efitra no hanaovako làlana, ary any amin’ny tany lao no hasiako ony
[ Isaia 43 : 19 ]
Ny Sampana fifohazana sy ny seham-pitaizana AFI dia miarahaba antsika rehetra nahatratra izao taona 2026 izao🎉🎉
Ho taona zina ho antsika rehetra ity taona ity eo ambanin’ny fombàn’Andriamanitra
Samia manao fety sambatra🎊🎊