EKAR Md Francois d'Assise Tsiadana

EKAR Md Francois d'Assise Tsiadana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EKAR Md Francois d'Assise Tsiadana, Catholic Church, Tsiadana, Antananarivo.

🌿 Alarobian’ny Lavenona – Fanombohan’ny Karemy 🌿« Miantso Anao ny saina, fo, fanahiko Mba valio hatrany re, ry Tompoko N...
17/02/2026

🌿 Alarobian’ny Lavenona – Fanombohan’ny Karemy 🌿
« Miantso Anao ny saina, fo, fanahiko Mba valio hatrany re, ry Tompoko Ny fitsipikao ho tanterahiko » (Salamo 118)
📅 Alarobia 18 Febroary
⏰ Amin’ny 06 ora maraina
📍 EKAR St François d’Assise Tsiadana
Fifadiana – Fivavahana – Asa soa
🙏 Tompon’andraikitra: Litorjia
👉 Vaofafia / SASEM / Vahatra
Andao hiaraka hanomboka ny Karemy amim-pinoana sy fibebahana.

Nambaran'i Papa Léon XIV fa taona manokan'i Md François ity taona 2026 ity ho fahatsiarovana ny faha-800 taona nahafates...
14/01/2026

Nambaran'i Papa Léon XIV fa taona manokan'i Md François ity taona 2026 ity ho fahatsiarovana ny faha-800 taona nahafatesany. Koa hatramin'ny janoary 2027 dia ahazoana indulgence plénière izany.

06/10/2025

🌟Amin'ny anaran'ny fiangonana Tsiadana, dia maneho fankasitrahana ho an'ireo kristianina, vahiny, malala-tanana ary mpiara-miombon'antoka rehetra izay nandray anjara tamin'ny fahombiazan'ny fankalazana ny faha-25 taonan'ny EKAR Tsiadana. Ny Tompo anie hitahy anareo sy hatantana ny dianareo. Mankasitraka indrindra.

01/10/2025

✨🎶 Hira Faneva ny faha-25 taona 🎶✨

Ho antsika eto amin'ny paroasy,

Amin’izao fankalazana ny faha-25 taonan’ny EKAR Saint François d’Assise Tsiadana izao, dia faly manolotra aminareo ny hira faneva hiarahantsika mihira mandritra ny fankalazana rehetra.

📖 Misy ny tononkira ihany koa ao amin'ny boky fandaharana izay amidy ao ampiangonana mba hahafahanao miomana sy mihira mandritra ny fankalazana.

💒 Miara-manandratra ny feontsika ho an'ny Tompo isika ary hankalaza amin'ny finoana sy ny fiombonana!

"Fiangonana mivavaka makany amin'ny fanantenana. ✨"

Fanamasina eveka 🥰🔸Alim-bavaka sy fijoroana vavolombelona ary fitsofandrano ny fitaovana ampiasainy ny🔴Sabotsy 20 septem...
17/09/2025

Fanamasina eveka 🥰

🔸Alim-bavaka sy fijoroana vavolombelona ary fitsofandrano ny fitaovana ampiasainy ny
🔴Sabotsy 20 septembre 2025
🔴Ekar Md François Xavier Antanimena
🔴 Manomboka amin'ny 5 ora hariva

⚪ Alahady 21 septembre 2025
⚪ Kianjan'ny st Michel amparibe
⚪ Manomboka amin'ny 8:30 maraina

📢 Foana avokoa ny lamesa maraina rehetra manerana ny diosezin'Antananarivo
📢Tongava maro mifanentana

🔴Source Radio Don Bosco 🥰📢

🎤 MISAOTRA ANTSIKA REHETRA! 🙏✨Hitoetra ao amponay mandrakariva ny seho omaly niarahana tamin’i Samoela! 🎶🔥Misaotra indri...
04/08/2025

🎤 MISAOTRA ANTSIKA REHETRA! 🙏✨

Hitoetra ao amponay mandrakariva ny seho omaly niarahana tamin’i Samoela! 🎶🔥

Misaotra indrindra anareo izahay:

💥 Izay rehetra tonga na dia teo aza ny hatsiaka.

💪 Ireo niasa an-tsitrapo, teknisianina, fiarovana ary ireo niasa noho ny fanoloran-tenany.

🎨 Ny mpikarakara, fikambanana masina, vaomieran'asa, faritra sy APV nahafahana nahatanteraka iny tetikasa iny

🎤 Ary mazava ho azy, isaorana koa Samoela nizara mozika mahafinaritra.

👑 Fisaorana manokana ho an'ireo VIP tamin'ny fanohanana sy ny fahatokisana anay. Nanampy be anay ny fahatongavanareo 🌟

➡️ Misaotra indrindra, amin'ny fonay rehetra!

Hihaona tsy ho ela amin'ny hetsika manaraka...

Address

Tsiadana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EKAR Md Francois d'Assise Tsiadana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share