COP Namontana, Madera

COP Namontana, Madera Tsy azo antenaina ny fiainana tsy misy an'i Jesosy.

15/08/2026
01/08/2026

Mamangy antsika ny Raymandreny Aps. Sambo, rahampitso alahady 02 Août.
Tongava Maro.

16/06/2026

Fifadiankanina isaky ny Alarobia maraina amin'ny 9 ora-12.

ALIM-BAVAKA LEHIBE!!!Ny zoma 5 Jona izao, no fotoanan-tsika:🕗@ 8 ora Alina, vavaka- fihaonana amin'Andriamanitra.🔥🔥Eo am...
01/06/2026

ALIM-BAVAKA LEHIBE!!!

Ny zoma 5 Jona izao, no fotoanan-tsika:
🕗@ 8 ora Alina, vavaka- fihaonana amin'Andriamanitra.

🔥🔥Eo ambanin'ny lohahevitra hoe: "miditra ao anatin'ny vanim-potoanan'ny fahavokarana", mpitoriteny 3: 1,2.

🙏Ny fahatongavana no sisa andrasana.

Tratran'ny Pentekosta daholo eh!
24/05/2026

Tratran'ny Pentekosta daholo eh!

23/05/2026

Répétition : Mila anao Fanahy Masina🔥💪🔥

Fandraisana sy fahafenoan'ny Fanahy Masina indray, ny alahadin'ny Pentekosta 24 May izao.Fidirana amin'ny 09:00 maraina....
21/05/2026

Fandraisana sy fahafenoan'ny Fanahy Masina indray, ny alahadin'ny Pentekosta 24 May izao.

Fidirana amin'ny 09:00 maraina.
Akaiky ny CSB II Namontana.

Handray tombony lehibe ianao, @ fahatongavanao.

Famintinana an-tsary ny fampianarana tao amin'ny vondron'ny mpandraharaha ny asabotsy téo, arahinao ato anatin'ity sary ...
19/05/2026

Famintinana an-tsary ny fampianarana tao amin'ny vondron'ny mpandraharaha ny asabotsy téo, arahinao ato anatin'ity sary ity.

Filazana ho antsika rehetra amin'ny fampianarana rahampitso. Ho an'ny vondrona ho an'ny mpandraharaha.
15/05/2026

Filazana ho antsika rehetra amin'ny fampianarana rahampitso. Ho an'ny vondrona ho an'ny mpandraharaha.

"Minoa an'i Jesosy ho Tompo, dia hovonjena hianao sy ny ankohonanao"Asa 16: 31. Filazan-tsara tsy maintsy toriana. Évang...
18/04/2026

"Minoa an'i Jesosy ho Tompo, dia hovonjena hianao sy ny ankohonanao"
Asa 16: 31.

Filazan-tsara tsy maintsy toriana. Évangélisation nandroany.

Address

Madera Namontana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when COP Namontana, Madera posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share