Robot Madagascar

Robot Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Robot Madagascar, Religious organisation, Antananarivo.

Ry zareo Ravalomanana sy ny zandary
26/12/2025

Ry zareo Ravalomanana sy ny zandary

F I Z A R A N A  -  K R I S M A S Y   hoan`ny zaza sy tanora kamboty, sahirana, narian`ny havany"Misy mahafoy (na mamafy...
11/12/2025

F I Z A R A N A - K R I S M A S Y hoan`ny zaza sy tanora kamboty, sahirana, narian`ny havany

"Misy mahafoy (na mamafy) nefa mitombo fananana ihany;
Ary misy fatra-pahihitra loatra (na mifehy ny hareny), nefa tonga malahelo ihany."
Ohabolana 11 : 24

Toby fanarenana sy mpiahy zaza sy tanora narian`ny havany, na naditra tety @ fiarahamonina eny Anosiala eny indray no hovangintsika, ny Asabotsy izao.

Hitondra fampaherezana, fitaizam-panahy sy fitazan-tsaina ary hizara fanomezana isika,toy ny: sakafo, ppn, kilalao, fitaovana @ fanatanjahantena...

Raha mahaliana anao izany dia manasa anao handray anjara mivantana na afaka mandefa aminay koa izay foinao rehetra hozaraina any
Fiadanana ๐Ÿ™๐Ÿป

Hahaha ahitร na zavatra
17/11/2025

Hahaha ahitร na zavatra

Inona marina izy ty
14/11/2025

Inona marina izy ty

06/11/2025

โญ•๏ธ๐— ๐—”๐— ๐—ฌ ๐—ฅ๐—”๐—ฉ๐—”๐—ง๐—ข๐— ๐—”๐—ก๐—š๐—”:
mivรดtra haingana be ny toe-draraha
Izy hoe hoentina tany @ cellule policiere, dia hita misy manosika @ ๐—™๐—ฎ๐˜‚๐˜๐—ฒ๐˜‚๐—ถ๐—น ๐—ฟ๐—ผ๐˜‚๐—น๐—ฎ๐—ป๐˜ ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐Ÿ‘‰๐— ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ผ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—น๐˜† ๐—๐—ฒ๐—ฒ๐˜๐—ผ๐—ผ rehefa avy notsaraina

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐— ๐—ฎ๐—บ๐˜† ๐—ฅ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ก๐—ฎ๐—น๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜† ๐—ฐ๐—ฒ๐—น๐—น๐˜‚๐—น๐—ฒ ๐—ณ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฐ๐—น๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—พ๐˜‚๐—ฒ. Ho tanana any amin'ny polisy ao Maorisy...
06/11/2025

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐— ๐—ฎ๐—บ๐˜† ๐—ฅ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ
๐—ก๐—ฎ๐—น๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜† ๐—ฐ๐—ฒ๐—น๐—น๐˜‚๐—น๐—ฒ ๐—ณ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฐ๐—น๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—พ๐˜‚๐—ฒ.
Ho tanana any amin'ny polisy ao Maorisy i Mamy Ravatomanga fa tsy miverina any amin'ny clinique nitsabo azy intsony araka ny fanapahan-kevitry ny fitsarana any an-toerana.

Loharano: Defimedia.info

๐Ÿ”ฅ๐—”๐—ง๐—”๐—ข  #๐—”๐—จ๐——๐—œ๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก ๐—˜๐—ก๐—ฌ ๐—”๐— ๐—œ๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ  #๐—™๐—–๐—– ๐—œ๐—ญ๐—”๐—ข ๐—œ ๐— . ๐—ฅ๐—”๐—ฉ๐—”๐—ง๐—ข๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—š๐—”โ€ผ๏ธโ€ผ๏ธLasa natao fakana ambavany eny aminโ€™ny FCC vao fotoana vit...
05/11/2025

๐Ÿ”ฅ๐—”๐—ง๐—”๐—ข #๐—”๐—จ๐——๐—œ๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก ๐—˜๐—ก๐—ฌ ๐—”๐— ๐—œ๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ #๐—™๐—–๐—– ๐—œ๐—ญ๐—”๐—ข ๐—œ ๐— . ๐—ฅ๐—”๐—ฉ๐—”๐—ง๐—ข๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—š๐—”โ€ผ๏ธโ€ผ๏ธ
Lasa natao fakana ambavany eny aminโ€™ny FCC vao fotoana vitsy izay i .
Tsy fiara Police fa Ambulance no nitondra azy nihazo ny birao ary haharitra 4ora ny fihainoana azy.
Aza adino ny manao Suivre sy j'aime ny pejintsika

Rankizy, ataony inona intsony mo io diploma io?Mรดdely tsara tarafina no natorony teto hoe aza kivy @ fianarana izany fa ...
04/11/2025

Rankizy, ataony inona intsony mo io diploma io?Mรดdely tsara tarafina no natorony teto hoe aza kivy @ fianarana izany fa manovoza fahalalana, mandratoa fianarana mandrakariva fa lakile iray manokatra varavarana makany @ asa sy fivelomana tsara io ๐Ÿ’ช๐Ÿป
Mandeana mianatra, mandania fotoana dien`ny misy fahafahana sy fotoana fa tsy anenenina ianao

โœ… 87 taona ity raybe ity: Rekoria Jacob izao nahavita ny Soutenance de mรฉmoire Maste izao tao @ CURA na Centre Universitaire Rรฉgional Androy.

๐Ÿ“ธRamangalahy Nianjason

๐Ÿ’ฅโ€ผ๏ธ  #๐—›๐—œ๐—”๐—ž๐—”๐—ง๐—ฅ๐—”  #๐—™๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ฅ๐—”๐—›๐—”๐—ฅ๐—”๐—›๐—” ๐—ฅ๐—”๐—ฆ๐—”๐—ญ๐—ฌ  #๐—ก๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ก๐——๐—ฅ๐—”Hiakatra fitsarana ny   ho avy izao ny raharaha nahafaty an'i Ra...
04/11/2025

๐Ÿ’ฅโ€ผ๏ธ #๐—›๐—œ๐—”๐—ž๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” #๐—™๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ฅ๐—”๐—›๐—”๐—ฅ๐—”๐—›๐—” ๐—ฅ๐—”๐—ฆ๐—”๐—ญ๐—ฌ #๐—ก๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ก๐——๐—ฅ๐—”
Hiakatra fitsarana ny ho avy izao ny raharaha nahafaty an'i Rasazy Narindra, Ben'ny Tanร nan'i Ambatofinandrahana.
ยฉvaovao24/7

Mmmh, tsara afainganina mihintsy sao songonan`i Maorisy eo
01/11/2025

Mmmh, tsara afainganina mihintsy sao songonan`i Maorisy eo

Ny eny Mantasoa,Toa hoe ny orinasa mpiompy trondro esturgeon no mandrindra ny famoahana ny rano ao Mantasoa ao, ka na ts...
30/10/2025

Ny eny Mantasoa,
Toa hoe ny orinasa mpiompy trondro esturgeon no mandrindra ny famoahana ny rano ao Mantasoa ao, ka na tsy ampy aza ny rano tokony hoan`ny Jirama hanodinana ny turbine, dia miandry ny sitrapony trondro be ompiana ao vao Mandefa zareo....

Asa re raha tena marina fa tokon asina fanadiadina๐Ÿค”
De aza adino manisy suivre ny page oe e๐Ÿฅบ

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261348076639

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Robot Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Robot Madagascar:

Share