SDA Ambohinaorina Sabotsy-Namehana

SDA Ambohinaorina Sabotsy-Namehana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SDA Ambohinaorina Sabotsy-Namehana, Seventh Day Adventist Church, Sabotsy-Namehana, Antananarivo.

🎶 Antsampanahy ho fanohanana ny asa fanorenana ny Fiangonana 🎶Noho ny fahasoavan’Andriamanitra dia efa nisy dingana maro...
30/06/2026

🎶 Antsampanahy ho fanohanana ny asa fanorenana ny Fiangonana 🎶

Noho ny fahasoavan’Andriamanitra dia efa nisy dingana maro vita tamin’ny fanorenana ny Fiangonana SDA Ambohinaorina. Mbola misy anefa ireo fitaovana sy asa ilaina mba hahafahana mamita izany tranon’Andriamanitra izany araka ny tokony ho izy.

✨ Ka ho fanohizana izany asa lehibe izany dia mikarakara antsampanahy lehibe ny HOPE CHOIR, hiarahana amin'ny antoko mpihira LA VOIX DE L'ARCHANGE, hanangonana fanohanana avy amin'ny tsirairay✨

🗓️Daty : 19 Jolay 2026
⏰Ora : 2H30
📍Toerana : SDA Ambohinaorina Sabotsy-Namehana

💛 Raha maniry handray anjara amin’ity asa ity ianao dia afaka manolotra:
âś… Fanomezana ara-bola
âś… Fanomezana ara-pitaovana
✅ Fanohanana manokana amin’ireo fitaovana mbola ilaina

Raha sitrakao izany dia manasa anao hameno ity taratasy an-tserasera ity ary hampahafantatra anay ny fanohanana tianao atolotra :
https://di1t0y34.forms.app/levee-de-fond-sda-ambohinaorina

✨TONGAVA MARO HIARAKA HIDERA SY HANOME VONINAHITRA AN'ANDRIAMANITRA ARY INDRINDRA HANOHANA NY ASA FANORENANA NY FIANGONANA!✨

[Afaka jerenao anaty commentaires ireo sary mampiseho ny fandrosoan'ny asa fanorenana]

29/04/2026

J-3 du Worship Flow avec UAZ & Hope Choir

🎶 UAZ & HOPE CHOIR 🎶"Célébrez l'Éternel avec la harpe, faites retentir ses louanges !" WORSHIP FLOW 🗓️📍Sabbat 2 Mai 2026...
29/04/2026

🎶 UAZ & HOPE CHOIR 🎶
"Célébrez l'Éternel avec la harpe, faites retentir ses louanges !"

WORSHIP FLOW
🗓️📍Sabbat 2 Mai 2026 à l'UAZ Sambaina

🇲🇬 Antsan-kira fiderana hiarahan'ny Chorale avy Adventiste Zurcher Sy ny Chorale Advantiste Ambohinaorina (Hope Choir)
🗓️📍 Ny Sabata 2 May 2026 ao Advantiste Sambaina (UAZ)

Manasa anao hanatrika ny fotoana !

"Célébrez l'Éternel avec la harpe, faites retentir ses louanges !" 📖

À l'occasion du 30ème anniversaire de l'UAZ, rejoignez-nous pour un grand concert de louange le sabbat 2 mai. Nous aurons la joie d'accueillir l'UAZ Choir et Hope Choir pour une après-midi inoubliable.

Soyez les bienvenus !

✨ Vaovao mahafaly ✨Ny Alahady 19 Aprily 2026 dia fotoana manan-danja sy feno fifaliana ho an'ny fiangonana SDA Ambohinao...
28/04/2026

✨ Vaovao mahafaly ✨

Ny Alahady 19 Aprily 2026 dia fotoana manan-danja sy feno fifaliana ho an'ny fiangonana SDA Ambohinaorina manontolo satria nanombohana ny fototriny trano fiangonana. 🎉🎉

Nanatrika ny fotoana ary nitondra fampaherezana sy tso-drano ny solontena avy amin'ny FMC, ny Pastora Ando Ramiaranjakaharimanana.

Tonga nanotrona ny fotoana ihany koa ireo loholona sy mambra solotena avy amin’ny renim-piamgonana SDA Tsarafara.

Nofaranana tamin'ny fiaraha-misakafo lehibe ny fotoana, ary feno sy nahafinaritra tokoa ❤️

🟡 Mitohy hatrany anefa ny asa, ary mbola mila ny fahalalahan-tananao izahay, hahafahana mamita ity dingana voalohany amin’ny fanorenana ity, mialohan’ny faran’ny taona 2026.

🟡 Ity ny laharana MVOLA ahafahanao manao izany : 038 43 090 46 - Fiorenatsoa

🟡 Azonao atao ihany koa ny manantona mivantana ny fiangonana raha ilaina izany.

Misaotra indrindra amin’ny fanohanana sy ny vavaka ataonareo rehetra 🙏❤️

"ka dia atsangana koa ianareo tahaka ny vato velona ho trano fanahy, ho fisoronana masina, hanatitra fanati-panahy sitrak'Andriamanitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy."

— I Petera 2 : 5

Address

Sabotsy-Namehana
Antananarivo
103

Opening Hours

Wednesday 18:30 - 19:30
Friday 18:30 - 19:30
Saturday 08:00 - 18:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SDA Ambohinaorina Sabotsy-Namehana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share