FLM Ampitatafika

FLM Ampitatafika Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FLM Ampitatafika, Religious Center, Ampitatafika, Antananarivo.

Fandaharam-potoana eto amin'ny FLM Fiadanana Ampitatafika🙏
11/12/2025

Fandaharam-potoana eto amin'ny FLM Fiadanana Ampitatafika🙏

Isaorana lehibe Andriamanitra fa tontosa anio ny Alahady 07 Desambra 2025 ny alahadin'ny Pastora mianakavy, nankalazaina...
07/12/2025

Isaorana lehibe Andriamanitra fa tontosa anio ny Alahady 07 Desambra 2025 ny alahadin'ny Pastora mianakavy, nankalazaina nandritry ny fotoam-pivavahana ary nitohy tamin'ny antsam-panahy izay niarahana tamin'ireo antokom-pihira teto an-toerana.❤️👏

fandaharam-potoana eto amin'ny FLM Fiadanana Ampitatafika🙏
05/12/2025

fandaharam-potoana eto amin'ny FLM Fiadanana Ampitatafika🙏

" Mba ho iray ihany izy rehetra ... " Jaona 17:21a Alahady FAMARANANA NY FETIN'NY TARANAKA 2025 🤍Isaorana Andriamanitra ...
01/12/2025

" Mba ho iray ihany izy rehetra ... " Jaona 17:21a

Alahady FAMARANANA NY FETIN'NY TARANAKA 2025 🤍

Isaorana Andriamanitra ny amin'ny fahavitan'ny hetsika fetin'ny taranaka nandritrin'ny volana Novambra manontolo izay no faranana tamin'ny:
- Fotoam-pivavahana ✝️
- Fanolorana ny amboara tamin'ny kilalao 🏆🥇
- Sakafo agape 🍽️
- Antsam-piderana lehibe 🥁

Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra , fa ny fiadanana kosa dia ho amintsika rehetra 🙏🏽

😀 Tontosa soamantsara ny lalao famaranana ny kilalao tamin’ny fetin’ny taranaka ny Sabotsy 28 Novambra lasa teo 🎉
30/11/2025

😀 Tontosa soamantsara ny lalao famaranana ny kilalao tamin’ny fetin’ny taranaka ny Sabotsy 28 Novambra lasa teo 🎉

26/11/2025

Voan-tsinapy🌾

Address

Ampitatafika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FLM Ampitatafika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share