Komitin'ny Tao Trano FJKM Ambondrona Firaisana SP19

Komitin'ny Tao Trano FJKM Ambondrona Firaisana SP19 "Ary aoka ny Tranon'Andriamanitra hatsangana ho voninahitra sy fiderana Azy." Ezra 5,15b; Filipiana 1,11b

Fanapahana m**o mamy sy fiaraha- misakafo « Espace Ambondrona »Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra.
23/07/2026

Fanapahana m**o mamy sy fiaraha- misakafo « Espace Ambondrona »
Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra.

23/07/2026

Teny fisaorana avy amin’ny Mpitandrina RANDRIANANDRAINA Marka.
Mozika surprise

Fandraisam- pitenenana samy hafa .
23/07/2026

Fandraisam- pitenenana samy hafa .

Asa Vavolombelona sy Fintina tantara 10-25 aryFanolorana takelam- pahatsiarovana
23/07/2026

Asa Vavolombelona sy
Fintina tantara 10-25 ary
Fanolorana takelam- pahatsiarovana

Androany 23/07/2026Ivon’ny Jobily Volafotsy Pasteur RANDRIANANDRAINA Fety MarkaFotoam-pivavahana ,izay niarahana  tamin’...
23/07/2026

Androany 23/07/2026
Ivon’ny Jobily Volafotsy Pasteur RANDRIANANDRAINA Fety Marka
Fotoam-pivavahana ,izay niarahana tamin’ny Foibe sy ny Synodam- paritany
Nitarika ny fotoana :
Docteur RABETOKOTANY Miarilaza Andriamialy Mpitandrina
Prezida Synodaly Iarivo Avaradrano (19)
Nitondra ny tenin’Andriamanitra :
RAKOTONAVALONA Maholy Mpiandrina
Filoha Mpanampy Foibe FJKM

05/07/2026

KTT 165 ème ny
Fiangonana
Tsangambato
GRADIN

Fanompoam-pivavahana famaranam-bokatry ny Fiangonana , sy  fanolorana ny « Gradin » amin’izao endriny izao ho Tsangambat...
05/07/2026

Fanompoam-pivavahana famaranam-bokatry ny Fiangonana , sy fanolorana ny « Gradin » amin’izao endriny izao ho Tsangambato faha - 165 taona ny Fiangonana .
Nitondra ny tenin’Andriamanitra ny Mpitandrina stagiaire HAJANIAINA Sahaza
Ho an’Andriamanitra irery ny Voninahitra
« Mazotoa , fa aza malaina, ary aoka hafana fo amin’ny fanompoana ny Tompo »Romana 12:11

« Ny volon’elany no anaronany anao , ary ao ambanin’ny elany no hialofanao ; ho ampinga kely sy ampinga lehibe ny fahama...
22/05/2026

« Ny volon’elany no anaronany anao , ary ao ambanin’ny elany no hialofanao ; ho ampinga kely sy ampinga lehibe ny fahamarinanao » salamo 91:4

Tahirin-tsary tamin’ny taona 2017

Misaotra indrindra ary manentana hatrany izay manana sary tahiry mba hifampizara eto amin’ny pejy : Hery lehibe ho anay KTT izany ary harena sy vakoka ho an’ny Fiangonana.Hijanona ho tantara ho an’ireo taranaka hifandimby any aoriana 🙏🙏🙏

08/05/2026

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Komitin'ny Tao Trano FJKM Ambondrona Firaisana SP19 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category