FJKM Ambodiafontsy Maritiora

FJKM Ambodiafontsy Maritiora Pejy natao hifandraisan'ny fiangonana FJKM AMBODIAFONTSY MARITIORA aminao

๐…๐ˆ๐‡๐€๐…๐ˆ : ๐…๐ข๐š๐ข๐ง๐š๐ง๐š ๐‡๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐šHiresaka momba ny fireharehana isika !Inona izany mirehareha ? Midedaka, miebo...
07/05/2026

๐…๐ˆ๐‡๐€๐…๐ˆ : ๐…๐ข๐š๐ข๐ง๐š๐ง๐š ๐‡๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š

Hiresaka momba ny fireharehana isika !
Inona izany mirehareha ? Midedaka, mieboebo, "miseho milay"... satria isika mihevitra ny tenantsika ho mahay, manam-bola, tsara tarehy, matanjaka, sns.

โœ… Aoka ho Andriamanitra irery ihany no ho reharehantsika, Izy daholo no antony nahatonga an'ireny.
โœ… Ny Kristiana tokony hanana fanetren-tena.
โœ… Tokony ho tsaroantsika foana fa ity fofon'aintsika ity dia toy ny rahona mandalo, mielina ihany.
โ— Raha sanatria solafaka ange ka ihomehezan'ny olona fotsiny.

๐€๐ง๐๐š๐จ ๐ก๐š๐ง๐ž๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ญ๐ž๐ง๐š !

๐…๐ˆ๐‡๐€๐…๐ˆ : ๐…๐ข๐š๐ข๐ง๐š๐ง๐š ๐‡๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š๐‘๐ž๐ก๐ž๐Ÿ๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ฅ๐š๐ณ๐š ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ซ๐ข๐ง๐š ๐ข๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐๐ข๐š ๐ฆ๐š๐ง๐๐š๐ข๐ง๐ ๐š !Araky ny Soratra Masina dia :...
07/05/2026

๐…๐ˆ๐‡๐€๐…๐ˆ : ๐…๐ข๐š๐ข๐ง๐š๐ง๐š ๐‡๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š

๐‘๐ž๐ก๐ž๐Ÿ๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ฅ๐š๐ณ๐š ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ซ๐ข๐ง๐š ๐ข๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐๐ข๐š ๐ฆ๐š๐ง๐๐š๐ข๐ง๐ ๐š !
Araky ny Soratra Masina dia :
๐Ÿ‘‰ Haringan'Andriamanitra ny mpiteny lainga,
๐Ÿ‘‰ Ho very miaraka amin'ilay rain'ny lainga dia i Satana ny mpandainga.

Misy olona rehefa te handainga dia miteny hoe "mba manao lainga masina kely" indrindra isika Kristiana. โŒ๐“๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐ฅ๐š๐ข๐ง๐ ๐š ๐ฆ๐š๐ฌ๐ข๐ง๐š ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ, ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐Ÿ๐š ๐ฅ๐š๐ข๐ง๐ ๐š ๐๐ข๐š ๐ฅ๐š๐ข๐ง๐ ๐šโŒ

Ireto misy ohatra vitsivitsy :
- Io tรฉlรฉphone io indraindray dia mampandainga. Misy miantso dia milaza hoe eny Anosy nefa any Analakely ๐Ÿซฃ
- Ao an-trano, misy ankizy mandainga amin'ny ray aman-dreny, milaza fa mila vola any am-pianarana nefa tsy misy an'izany akory
- Misy mandainga amin'Andriamanitra ireo ray aman-dreny izay nanao fanekena tamin'ny nanao batisa an-janany nefa avy eo tsy manatanteraka akory.

๐Ÿ‘‰ ๐€๐ง๐๐š๐จ ๐ก๐ข๐š๐ข๐ง๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐š๐ข๐ง๐š๐ง๐š ๐ฆ๐ข๐š๐ซ๐š๐ค๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐€๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ฆ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐š๐ซ๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐š๐ง๐๐š๐ข๐ง๐ ๐š ๐ข๐ฌ๐ข๐ค๐š.

๐…๐ˆ๐‡๐€๐…๐ˆ : ๐…๐ข๐š๐ข๐ง๐š๐ง๐š ๐‡๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐šHiresaka momban'ny fahadiovan'ny vatana isika : ๐Œ๐š๐Ÿ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐๐ซ๐จ, ๐ฆ๐ข๐ฏ๐จ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐ค๐š...
24/04/2026

๐…๐ˆ๐‡๐€๐…๐ˆ : ๐…๐ข๐š๐ข๐ง๐š๐ง๐š ๐‡๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š

Hiresaka momban'ny fahadiovan'ny vatana isika : ๐Œ๐š๐Ÿ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐๐ซ๐จ, ๐ฆ๐ข๐ฏ๐จ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐ค๐š๐ซ๐š๐ณ๐š๐ง๐šฬ€ "๐Ÿ๐จ๐Ÿ๐จ๐ง๐š".
โš ๏ธ Misy ny fofona manimba fifantohana, manimba fifandraisana, tsy inona izany fa ny fofona ratsy.
๐Ÿ˜‰ N'aiza n'aiza no misy antsika, tsara ny mitandrina.
โœ… Amin'ny maha Kristiana antsika, tsy tokony isika no ihavian'ny fanafintohinana noho ny "fofona".
โœ… Tsy voatery misahirana sy mandany vola be, misy fofona azo sorohana amin'ny fomba tsotra. Ohatra : tsy voatery mividy dรฉodorant fa afaka mampiasa alamo ๐Ÿ™‚

Misaotra anao manaiky hohavaozin'ny Filazantsara : ๐Ÿ“– Fil 4:8

Lohahevitra volana APRILY 2026"๐‘ด๐™ฅ๐’‚๐™ฃ๐’…๐™ง๐’†๐™จ๐’š ๐’๐™ฎ ๐™๐’๐™ข๐’‘๐™ค"FOIBE FJKM - Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara .Mpanazava sy T...
31/03/2026

Lohahevitra volana APRILY 2026

"๐‘ด๐™ฅ๐’‚๐™ฃ๐’…๐™ง๐’†๐™จ๐’š ๐’๐™ฎ ๐™๐’๐™ข๐’‘๐™ค"

FOIBE FJKM - Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara .
Mpanazava sy Tily faha-28 FJKM Ambodiafontsy Maritiora




"๐ด๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘ง๐‘Ž ๐‘š๐‘๐‘Ž ๐‘˜๐‘’๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘œ๐‘ฃ๐‘Ž๐‘›-๐‘ก๐‘ ๐‘œ๐‘Ž ๐‘–๐‘ ๐‘–๐‘˜๐‘Ž, ๐‘“๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘œ๐‘ก๐‘œ๐‘Ž๐‘›โ€™๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘œ ๐‘›๐‘œ  โ„Ž๐‘–๐‘—๐‘–๐‘›๐‘—๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘ ๐‘–๐‘˜๐‘Ž ๐‘Ÿ๐‘Žโ„Ž๐‘Ž ๐‘ก๐‘ ๐‘ฆ ๐‘Ÿ๐‘’๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘–๐‘ ๐‘–๐‘˜๐‘Ž"๐บ๐‘Ž๐‘™๐‘Ž๐‘ก๐‘–...
09/03/2026

"๐ด๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘ง๐‘Ž ๐‘š๐‘๐‘Ž ๐‘˜๐‘’๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘œ๐‘ฃ๐‘Ž๐‘›-๐‘ก๐‘ ๐‘œ๐‘Ž ๐‘–๐‘ ๐‘–๐‘˜๐‘Ž,
๐‘“๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘œ๐‘ก๐‘œ๐‘Ž๐‘›โ€™๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘œ ๐‘›๐‘œ โ„Ž๐‘–๐‘—๐‘–๐‘›๐‘—๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘ ๐‘–๐‘˜๐‘Ž ๐‘Ÿ๐‘Žโ„Ž๐‘Ž ๐‘ก๐‘ ๐‘ฆ ๐‘Ÿ๐‘’๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘–๐‘ ๐‘–๐‘˜๐‘Ž"
๐บ๐‘Ž๐‘™๐‘Ž๐‘ก๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘Ž 6 : 9

๐ŸŽค Ry mpianakavin'ny finoana, tontosaina eto amin'ny Fiangonantsika ny "Hetsika fanamafisam-peo" ny volana Martsa ka hatramin'ny volana Jolay 2026.

Anatin'io fem-potoana io dia:

โžก๏ธ Hisy ny Rodorodo isan'Alahady
โžก๏ธ Hisy ny Rotsa-bola mivantana

Ary izany rehetra izany dia arahintsika vavaka hatrany.

Alao hery ary ry havana satria efa voasoratra fa:

" ๐ผ๐‘ง๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘š๐‘Ž๐‘š๐‘Ž๐‘“๐‘ฆ ๐‘˜๐‘’๐‘™๐‘ฆ, ๐‘‘๐‘–๐‘Ž ๐‘˜๐‘’๐‘™๐‘ฆ ๐‘›๐‘œ โ„Ž๐‘œ๐‘—๐‘–๐‘›๐‘—๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ; ๐‘“๐‘Ž ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘š๐‘Ž๐‘š๐‘Ž๐‘“๐‘ฆ ๐‘๐‘’, ๐‘‘๐‘–๐‘Ž ๐‘๐‘’ ๐‘˜๐‘œ๐‘ ๐‘Ž ๐‘›๐‘œ โ„Ž๐‘œ๐‘—๐‘–๐‘›๐‘—๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ. ๐ด๐‘œ๐‘˜๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘œ๐‘™๐‘œ๐‘›๐‘Ž ๐‘Ÿ๐‘’โ„Ž๐‘’๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘ ๐‘Ž๐‘š๐‘ฆ โ„Ž๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘œ ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘–๐‘›๐‘–๐‘Ž๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘œ๐‘›๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘ฃ๐‘ฆ, ๐‘ก๐‘ ๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘™๐‘Žโ„Ž๐‘’๐‘™๐‘œ ๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘’๐‘Ÿ๐‘–๐‘ก๐‘’๐‘Ÿ๐‘’๐‘›๐‘Ž ; ๐‘“๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘š๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘œ๐‘š๐‘’ ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘–๐‘“๐‘Ž๐‘™๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘œ ๐‘ก๐‘–๐‘Ž๐‘›' ๐ด๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘–๐‘Ž๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž."
2 ๐พ๐‘œ๐‘Ÿ๐‘–๐‘›๐‘ก๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘Ž 9 : 6-7

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara ๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰Lohahevitra Martsa 2026๐Ÿ‘ˆ๐Ÿ‘ˆ"MITARIKA HO AMIN'NY FANDINIHAN-TENA NY TOMPO" FOIB...
28/02/2026

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰Lohahevitra Martsa 2026๐Ÿ‘ˆ๐Ÿ‘ˆ

"MITARIKA HO AMIN'NY FANDINIHAN-TENA NY TOMPO"

FOIBE FJKM - Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara .
Mpanazava sy Tily faha-28 FJKM Ambodiafontsy Maritiora

๐ŸŒค๏ธ๐“œ๐“ธ๐“ฏ๐“ธ๐“ท'๐“ช๐“ฒ๐“ท๐“ช ๐“ช๐“ท๐“ฒ๐“ธAlatsinainy 09 febroary 2026 ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Genesisy 2 : 18 - 25Ary Jehovah Andriamanitra nanao hoe: Tsy tsara raha...
09/02/2026

๐ŸŒค๏ธ๐“œ๐“ธ๐“ฏ๐“ธ๐“ท'๐“ช๐“ฒ๐“ท๐“ช ๐“ช๐“ท๐“ฒ๐“ธ
Alatsinainy 09 febroary 2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Genesisy 2 : 18 - 25
Ary Jehovah Andriamanitra nanao hoe: Tsy tsara raha irery ralehilahy; dia hanaovako vady sahaza ho azy izy. Ary tany no namoronan'i Jehovah Andriamanitra ny bibi-dia rehetra sy ny voro-manidina rehetra; dia nentiny tany amin-dralehilahy ireny hahitany izay hanononany azy avy; ary izay rehetra nanononan-dralehilahy ny zava-manan'aina rehetra, dia izany no anarany. Dia nomen-dralehilahy anarana ny biby fiompy rehetra sy ny ny voro-manidina mbamin'ny bibi-dia rehetra; nefa tsy hita izay vady sahaza ho an-dralehilahy. Ary Jehovah Andriamanitra nahasondrian-tory an-dralehilahy, ka dia natory izy; dia naka ny taolan-tehezany anankiray Izy ka nanakombona nofo ho solony. Ary ny taolan-tehezana izay nalain'i Jehovah Andriamanitra tamin-dralehilahy dia nataony vehivavy ka nentiny tany amin-dralehilahy. Ary hoy ralehilahy: Ankehitriny dia taolana avy amin'ny taolako sy nofo avy amin'ny nofoko ity; ity dia hatao hoe vehivavy satria lehilahy no nanalana azy. Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin'ny vadiny; dia ho nofo iray ihany ireo. Ary nitanjaka izy mivady, dia ralehilahy sy ny vadiny, nefa tsy nahalala henatra izy.
๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ต
โ€ญGenรจse 2:18-25 BDSโ€ฌ
[18] Lโ€™Eternel Dieu dit : Il nโ€™est pas bon que lโ€™homme soit seul, je lui ferai une aide qui soit son vis-ร -vis. [19] Lโ€™Eternel Dieu, qui avait faรงonnรฉ du sol tous les animaux des champs et tous les oiseaux du ciel, les fit venir vers lโ€™homme pour voir comment il les nommerait, afin que tout รชtre vivant porte le nom que lโ€™homme lui donnerait. [20] Lโ€™homme donna donc un nom ร  tous les animaux domestiques, ร  tous les oiseaux du ciel et aux animaux sauvages. Mais il ne trouva pas dโ€™aide qui soit son vis-ร -vis. [21] Alors lโ€™Eternel Dieu plongea lโ€™homme dans un profond sommeil. Pendant que celui-ci dormait, il prit une de ses cรดtes et referma la chair ร  la place. [22] Lโ€™Eternel Dieu forma une femme de la cรดte quโ€™il avait prise de lโ€™homme, et il lโ€™amena ร  lโ€™homme. [23] Alors lโ€™homme sโ€™รฉcria : Voici bien cette fois celle qui est os de mes os, chair de ma chair. On la nommera ยซ Femme ยป car elle a รฉtรฉ prise de lโ€™homme. [24] Cโ€™est pourquoi lโ€™homme laissera son pรจre et sa mรจre et sโ€™attachera ร  sa femme, et les deux ne feront plus quโ€™un. [25] Lโ€™homme et sa femme รฉtaient tous deux nus sans en รฉprouver aucune honte.
๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ฒ
Genesis 2:18-25
[18]The Lord God said, โ€œIt is not good for the man to be alone. I will make a helper suitable for him.โ€
[19]Now the Lord God had formed out of the ground all the wild animals and all the birds in the sky. He brought them to the man to see what he would name them; and whatever the man called each living creature, that was its name.
[20]So the man gave names to all the livestock, the birds in the sky and all the wild animals. But for Adam no suitable helper was found.
[21]So the Lord God caused the man to fall into a deep sleep; and while he was sleeping, he took one of the manโ€™s ribs and then closed up the place with flesh.
[22]Then the Lord God made a woman from the rib he had taken out of the man, and he brought her to the man.
[23]The man said,
โ€œThis is now bone of my bones
and flesh of my flesh;
she shall be called โ€˜woman,โ€™
for she was taken out of man.โ€
[24]That is why a man leaves his father and mother and is united to his wife, and they become one flesh.
[25]Adam and his wife were both naked, and they felt no shame.

FOIBE FJKM - Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara .

๐ŸŽ‰ ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐—ง๐—ข๐— -๐—ฃ๐—œ๐—ง๐—œ๐—” ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ โ€“ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ผ๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘งโ€๐Ÿ‘ฆ Toy ny fanao isan-taona dia mikarakara hetsika lehibe ny Komitin'ny fiaina...
02/02/2026

๐ŸŽ‰ ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐—ง๐—ข๐— -๐—ฃ๐—œ๐—ง๐—œ๐—” ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ โ€“ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ผ
๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘งโ€๐Ÿ‘ฆ Toy ny fanao isan-taona dia mikarakara hetsika lehibe ny Komitin'ny fiainam-pianakaviana Foibe FJKM, ho amin'ny herinandron'ny fianakaviana, ny ๐Ÿฌ๐Ÿต ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐Ÿญ๐Ÿฐ ๐—™๐—ฒ๐—ฏ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ho avy izao, isan'andro manomboka tamin'ny ๐Ÿญ๐Ÿฎ ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐Ÿฎ ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ tolak'andro.

๐Ÿ“– Ny lohahevitra banjinintsika amin'ity taona ity dia ny hoe : โ€œ๐˜๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข๐˜ท๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฐ๐˜ณ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ'๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ต๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ช๐˜ฏ'๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ช๐˜ข๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ขโ€

๐Ÿ“… ๐—”๐—น๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜† ๐Ÿฌ๐Ÿต ๐—ณ๐—ฒ๐—ฏ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐˜†
๐Ÿ’ฌ Herisetra ao an-tokantrano : Ary raha mba calme e !
๐ŸŽค TRIMOZAFY Dyna, Mpitandrina
โ›ช FJKM Katedraly Analakely

๐Ÿ“… ๐—ง๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜๐—ฎ ๐Ÿญ๐Ÿฌ ๐—ณ๐—ฒ๐—ฏ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐˜†
๐Ÿ’ฌ Fanitsakitsahana : Mitady tombony ka natombiny
๐ŸŽค RAZAFINIARIVO Fidison Maxime, Mpitandrina
โ›ช FJKM Katedraly Analakely

๐Ÿ“… ๐—”๐—น๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—ฏ๐—ถ๐—ฎ ๐Ÿญ๐Ÿญ ๐—ณ๐—ฒ๐—ฏ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐˜†
๐Ÿ’ฌ Aterinโ€™eto ny vadiko !
๐ŸŽค ANDRIAMAMPIANINA Zaka Hary Masy, Mpitandrina
โ›ช FJKM Katedraly Analakely

๐Ÿ“… ๐—”๐—น๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐Ÿญ๐Ÿฎ ๐—ณ๐—ฒ๐—ฏ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐˜†
๐Ÿ’ฌ Mpivady tsy misaraka nefa voasaraka ...
๐ŸŽค RANDRIANANTENAINA Lazandrainy Martin, Mpitandrina
โ›ช FJKM Katedraly Analakely

๐Ÿ“… ๐—ญ๐—ผ๐—บ๐—ฎ ๐Ÿญ๐Ÿฏ ๐—ณ๐—ฒ๐—ฏ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐˜†
๐Ÿ’ฌ Fitaizana manaraka ny toetrโ€™andro fa tsy manaraka onja
๐ŸŽค IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, Mpitandrina
โ›ช FJKM Katedraly Analakely

๐Ÿ“… ๐—ฆ๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐˜๐˜€๐˜† ๐Ÿญ๐Ÿฐ ๐—ณ๐—ฒ๐—ฏ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐˜†
๐Ÿ’ฌ Mamy izany manambady !
๐ŸŽค RALAMBOMAHAY Hendrininosy, Mpitandrina
โ›ช FJKM Atsimonโ€™Imahamasina

๐ŸŽ Hisy kilalao ahazoana loka isan-karazany mandritra ny hetsika
๐ŸŽŸ๏ธ Tsy misy vidim-pidirana

๐ŸŒค๏ธ๐“œ๐“ธ๐“ฏ๐“ธ๐“ท'๐“ช๐“ฒ๐“ท๐“ช ๐“ช๐“ท๐“ฒ๐“ธAlatsinainy 02 febroary 2026 ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌKolosiana 2 : 8 - 15Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin...
02/02/2026

๐ŸŒค๏ธ๐“œ๐“ธ๐“ฏ๐“ธ๐“ท'๐“ช๐“ฒ๐“ท๐“ช ๐“ช๐“ท๐“ฒ๐“ธ
Alatsinainy 02 febroary 2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Kolosiana 2 : 8 - 15
Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin'ny filosofia sy ny famitahana foana, araka ny fampianarana voatolotry ny razana, araka ny abidim-pianaran'izao tontolo izao, fa tsy araka an'i Kristy. Fa ao amin'ny tenany no itoeran'ny fahafenoan'ny fomban'Andriamanitra rehetra; ary ianareo dia tanteraka ao aminy, sady Izy no Lohan'ny fanapahana sy ny fahefana rehetra, ary tao aminy koa no namorana anareo tamin'ny famorana tsy nataon-tanana, tamin'ny fanesorana ny tenan'ny nofo, dia tamin'ny famoran'i Kristy; fa niara-nilevina taminy ianareo tamin'ny batisa, izay niarahanareo natsangana taminy koa noho ny finoana ny asan'Andriamanitra, izay nanangana Azy tamin'ny maty. Ary ianareo, izay efa matin'ny fahadisoana sy ny tsy fiforan'ny nofonareo, dia novelominy niaraka tamin'i Kristy, rehefa navelany ny fahadisoantsika rehetra; ary novonoiny ny sora-tanan'ny didy izay niampanga antsika; dia nesoriny tsy ho eo mihitsy izany ka nohomboany tamin'ny hazo fijaliana, ary nesoriny tsy ho eo amin'ny tenany* ny fanapahana sy ny fahefana, ary noho ny hazo fijaliana dia nasehony miharihary ny fitondrany ireo toy ny fanaon'izay avy nandresy. [* Na: noreseny ka nobaboiny]
๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ต
โ€ญโ€ญโ€ญColossiens 2:8, 10-15 BDSโ€ฌ
[8] Veillez ร  ce que personne ne vous prenne au piรจge de la recherche dโ€™une ยซ sagesse ยป qui nโ€™est que tromperie et illusion, qui se fonde sur des traditions tout humaines, sur les principes รฉlรฉmentaires qui rรฉgissent la vie des gens de ce monde, mais non sur Christ.
[10] Et par votre union avec lui, vous รชtes pleinement comblรฉs, car il est le chef de toute Autoritรฉ et de toute Puissance. [11] Cโ€™est aussi dans lโ€™union avec lui que vous avez รฉtรฉ circoncis, non dโ€™une circoncision opรฉrรฉe par les hommes, mais de la circoncision que demande Christ et qui consiste ร  รชtre dรฉpouillรฉ de ce qui fait lโ€™homme livrรฉ ร  lui-mรชme. [12] Vous avez รฉtรฉ ensevelis avec Christ par le baptรชme, et cโ€™est aussi dans lโ€™union avec lui que vous รชtes ressuscitรฉs avec lui, par la foi en la puissance de Dieu qui lโ€™a ressuscitรฉ des morts. [13] Et vous, qui รฉtiez morts ร  cause de vos fautes et parce que vous รฉtiez incirconcis, Dieu vous a donnรฉ la vie avec Christ. Il nous a pardonnรฉ toutes nos fautes. [14] Car il a annulรฉ lโ€™acte qui รฉtablissait nos manquements ร  lโ€™รฉgard des commandements. Oui, il lโ€™a effacรฉ, le clouant sur la croix. [15] Lร , il a dรฉsarmรฉ toute Autoritรฉ, tout Pouvoir, les donnant publiquement en spectacle quand il les a traรฎnรฉs dans son cortรจge triomphal aprรจs sa victoire ร  la croix.
๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ฒ
Colossians 2:8-15
[8]See to it that no one takes you captive through hollow and deceptive philosophy, which depends on human tradition and the elemental spiritual forces of this world rather than on Christ.
[9]For in Christ all the fullness of the Deity lives in bodily form,
[10]and in Christ you have been brought to fullness. He is the head over every power and authority.
[11]In him you were also circumcised with a circumcision not performed by human hands. Your whole self ruled by the flesh was put off when you were circumcised by Christ,
[12]having been buried with him in baptism, in which you were also raised with him through your faith in the working of God, who raised him from the dead.
[13]When you were dead in your sins and in the uncircumcision of your flesh, God made you alive with Christ. He forgave us all our sins,
[14]having canceled the charge of our legal indebtedness, which stood against us and condemned us; he has taken it away, nailing it to the cross.
[15]And having disarmed the powers and authorities, he made a public spectacle of them, triumphing over them by the cross.

  ๐—›๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ป_๐—ป๐˜†_๐—ฎ๐˜€๐—ฎ_๐˜€๐—ผ๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—น๐˜†_๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—œAntsoina isika Tanora sy olondehibe, ho tonga amin'ny Hetsika Sosialy ahitana Tolot...
13/01/2026


๐—›๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ป_๐—ป๐˜†_๐—ฎ๐˜€๐—ฎ_๐˜€๐—ผ๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—น๐˜†_๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—œ

Antsoina isika Tanora sy olondehibe, ho tonga amin'ny Hetsika Sosialy ahitana Tolotr'asa sy Orinasa ahafahana manatsara ny fiainana.

FIOFANANA PRATIKA ARAK'ASA SY ARA-PIHARIANA ATOLOTRA HO ANTSIKA

๐ŸŽ‰ :

โœ… 8h ร  10h : Fanompoampivavahana fanokafana

โœ… 11h ร  13h : Ny CV, LM ary entretien d'embauche - mahomby 100 %

๐Ÿ‘‰ iarahana amin'i Herizo RAJAOARISOA, CEO ary mpanorina ny HUMAN CART'OFFICE

โœ… 13h ร  14h : Ahoana no hahafantarako ny fianarana na asa (na business) tena hampivelatra ahy ?

๐Ÿ‘‰ iarahana amin'i Miora Aline RAJAONARIVO, Consultante en Orientation, certifiรฉe par CAREER DIRECT

โœ… 14h ร  16h30 : Fampiofanana arak'asa -

๐Ÿ‘‰ iarahana amin'i Ministรจre de l'enseignement technique et de la formation professionnelle

-----

๐ŸŽ‰ :

โœ… 8h ร  10h : Fomba hiomanana raha hiasa any ivelany

๐Ÿ‘‰ iarahana amin'i Ladinintsoa RAZAFINDRAKOTO, mpanorina ny SOURCING CORPORATION

โœ… 10h ร  11h30 : Fiharin-karena araka ny Soratra Masina

๐Ÿ‘‰ iarahana amin'i Faly RAFIEFERANA, Mpanabe

โœ… 12h ร  14h : "Mahay mitantana vola, manana ho avy milamina"

๐Ÿ‘‰ Fanabeazana ara-bola iarahana amin'i Harisendra Seheno RANARISON,
Mpandraharaha, Mpampiofana
Formateur certifiรฉ par le RED ( Rรฉseau d'entreprises de Dรฉveloppement)

โœ… 14h ร  16h30 : Fampiofanana arak'asa

๐Ÿ‘‰ iarahana amin'i Ministรจre de l'enseignement technique et de la formation professionnelle

----

๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰

โœ… 8h ร  10h : Manangana orinasa miainga amin'ny tsy misy

๐Ÿ‘‰ iarahana amin'i Falihery RAMAKAVELO, Directeur chez VATEL Madagascar

โœ… 10h ร  11h30 : Fanabeazana miabo ho an'ny ankohonana

๐Ÿ‘‰ iarahana amin'i Faly RAFIEFERANA, Mpanabe

โœ… 12h ร  14h : Dingana fananganana orinasa (PME)

๐Ÿ‘‰ iarahana amin'i Bakovololona RAOBADIA, Mpandraharaha, Mpampiofana

โœ… 14h ร  16h : Tanora tsara fihary, manan-kialofana rehefa lehibe

๐Ÿ‘‰ iarahana amin'i Lily Rafaralahy, Mpandraharaha, Minisitre du Tourisme et de l'Artisanat

๐Ÿšฉ : Stade Barea Mahamasina

โ€ผ๏ธ Tsy misy vidim-pidirana, taomy ny namana ๐Ÿ‘

Address

Ambodiafontsy Ampitatafika
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ambodiafontsy Maritiora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share