FJKM Ambohidrano Andrefana Fahazavana spia-19

FJKM Ambohidrano Andrefana Fahazavana spia-19 Tongasoa eto amin’ny pejy ofisialin’ny FJKM Ambohidrano Andrefana Fahazavana – SPIA 19.

Fiangonana mijoro amin’ny finoana an'Andriamanitra Telo izay Iray, amin’ny fitoriana sy fampianarana ny Tenin’Andriamanitra amin'ny olona rehetra sy ny olona manontolo

29/05/2026

Toriteny Pentekosta
Alahady 24 Mey 2026 🙏
"MIASA AO AMIN'NY MINO NY FANAHY MASINA
FJKM Ambohidrano Andrefana Fahazavana spia-19

RAKOTONDRAZAFY Raymond, Mpitandrina

29/05/2026

❌ANTSO HO AN'NY CHORALE FJKM❌

Isaorana Andriamanitra fa noho ny fahasoavany dia afaka manaraka ny Televeziona Fahazavana isika. Canal UHF 56 / 751,250 🙏

✅Miantso antsika Chorale FJKM hanatitra ny rakitsary ety amin'ny foiben'ny Televiziona Fahazavana isan'andro amin'ny 10 ora hatramin'ny 1 ora tolakandro.

Adiresy:
📺Fahitalavitra FJKM - Televiziona Fahazavana
📍Akany Rasalama Maritiora Ambohipotsy, Rihana 1.

📞Tel: 037 38 438 26

29/05/2026



Fanompoam-pivavahana fitondrana am-bavaka ireo zanaky ny Fiangonana FJKM mitana andraikitra ambony eto amin'ny firenena.
👉Fotoana: Alahady 14 Jona 2026 amin'ny 2 ora sy 30 tolakandro
Toerana: FJKM Andrainarivo Fahasoavana


Part 3🎊 Lundi de pentecôte 2026 🎊
27/05/2026

Part 3
🎊 Lundi de pentecôte 2026 🎊

Part 2Lundi de pentecôte 2026🎊
27/05/2026

Part 2

Lundi de pentecôte 2026🎊

✨🏞️ Fitsangatsanganana Lundi de pentecôte 2026🎊 Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏🎊 🤝 Nahafinaritra tokoa ny ...
27/05/2026

✨🏞️ Fitsangatsanganana Lundi de pentecôte 2026
🎊 Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏🎊

🤝 Nahafinaritra tokoa ny fiombonana.
🎯 Nihamafy ny fifankahafantarana sy ny firaisankina tamin’ny alalan’ireo hetsika sy lalao maro isan-karazany.

🌟 Samy manana ny talentany ny tsirairay 🎤⚽🎭
🤲 Rehefa natambatra anefa izany dia tanteraka ilay ao amin’ny 📖 I Korintiana 12:12 hoe :
📖 “.... Tena iray ihany....” ✨

📍 Ambodifahitra Zohy | 2026 📸

✨ Voka-dehiben'ny FJKM Ambohidrano Andrefana Fahazavana ✨⛪ Alamino dieny izao ny fandaharam-potoana fa eny an-tanindraza...
18/05/2026

✨ Voka-dehiben'ny FJKM Ambohidrano Andrefana Fahazavana ✨
⛪ Alamino dieny izao ny fandaharam-potoana fa eny an-tanindrazana isika ny alahady izao an. 🙏

📅 Alahady 24 Mey 2026
🕘 @9 ora (fidirana tokana ihany)
📖 1. Fotoam-pivavahana
🍞🍷 2. Fandraisana ny fanasan'ny Tompo
🔴 TSY MISY NY AGAPE amin'ity voka-dehibe ity

🌾 Entanina isika hitondra izay vokatra any amintsika na izay fointsika hofanohanana ny asan'Andriamanitra. 🙌
🛍️ Hisy varotra maro samihafa hataon'ny sampana eto anivon'ny fitandremana.

📜 “Ary hoy indray Jesoa taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan'ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa.”
— Jaona 20 : 21 ✝️

🤝 Tongava maro ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany. ✨

İsan-kerintaona sy voka-dehiben'ny Synodamparitany Iarivo AvaradranoAlahady 10 Mey 2026Coliseum AntsonjombeFJKM Ambohidr...
12/05/2026

İsan-kerintaona sy voka-dehiben'ny Synodamparitany Iarivo Avaradrano
Alahady 10 Mey 2026
Coliseum Antsonjombe

FJKM Ambohidrano Andrefana Fahazavana spia-19
STK Ambohidrano Andrefana

🔵 "TENA IRAY IHANY" 🔴 Fitsangatsanganana ho an'ny kristiana sy ny zanaka mpielezan'ny FJKM Ambohidrano Andrefana Fahazav...
01/05/2026

🔵 "TENA IRAY IHANY" 🔴

Fitsangatsanganana ho an'ny kristiana sy ny zanaka mpielezan'ny FJKM Ambohidrano Andrefana Fahazavana spia-19 rehetra 🙌

📅 Alatsinainy 25 Mey 2026
📍 Eny Ambodifahitra

🎯 Ho maro ny lalao sy fifaninana handraisantsika rehetra anjara, ka miomàna dieny izao 🏃‍♂️🏆

💰 4.000 Ariary ny saran-dalana sy ny hofan'ny toerana

🕗 Amin'ny 8 ora maraina no fiaingana eto amin'ny fiangonana
🕓 Amin'ny 4 ora hariva ny fodiana

📝 Soraty haingana ny anaranao ary alamino ny fandaharam-potoana
🎉 Hiara-hialavoly sy hifankahery isika

☎️ +261 34 41 273 11
☎️ +261 33 48 406 69

📖 "Fa tahaka ny tena iray ihany, anefa maro no momba ny tena, ary ireo rehetra momba ny tena ireo, na dia maro aza, dia tena iray ihany, dia tahaka izany koa Kristy."
— I Korintiana 12:12 ✨

🔵 "TENA IRAY IHANY" 🔴 Fitsangatsanganana ho an'ny kristiana sy ny zanaka mpielezan'ny FJKM Ambohidrano Andrefana Fahazav...
01/05/2026

🔵 "TENA IRAY IHANY" 🔴

Fitsangatsanganana ho an'ny kristiana sy ny zanaka mpielezan'ny FJKM Ambohidrano Andrefana Fahazavana rehetra 🙌

📅 Alatsinainy 25 Mey 2026
📍 Eny Ambodifahitra

🎯 Ho maro ny lalao sy fifaninana handraisantsika rehetra anjara, ka miomàna dieny izao 🏃‍♂️🏆

💰 4.000 Ariary ny saran-dalana sy ny hofan'ny toerana

🕗 Amin'ny 8 ora maraina no fiaingana eto amin'ny fiangonana
🕓 Amin'ny 4 ora hariva ny fodiana

📝 Soraty haingana ny anaranao ary alamino ny fandaharam-potoana
🎉 Hiara-hialavoly sy hifankahery isika

☎️ +261 34 41 273 11
☎️ +261 33 48 406 69

📖 "Fa tahaka ny tena iray ihany, anefa maro no momba ny tena, ary ireo rehetra momba ny tena ireo, na dia maro aza, dia tena iray ihany, dia tahaka izany koa Kristy."
— I Korintiana 12:12 ✨

Address

Ambohidrano Ouest
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ambohidrano Andrefana Fahazavana spia-19 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share