01/06/2026
Je vous invite a faire une PAUSE aujourd'hui et faire un point pour les 6 premiers mois de l'annee 2026, toujours avec un coeur reconnaissant ! ✨
Le temps passe vite, mais Dieu rachete le temps et tu peux CHOISIR la maniere dont tu vas vivre cette deuxieme partie de l'annee ! 😊
Seigneur, je soumets ce mois de juin sous ton autorite, je suis pret(e) pour vivre de nouvelles aventures avec toi, je te fais totalement confiance pour mon avenir 🫶
Merci pour ta fidélité, ta grâce et ta présence au cours de ces premiers mois. Que cette nouvelle saison soit guidée par ta paix, ta sagesse et ton amour. 🙏
__________________________________________________
Manasa anareo aho androany mba haka fotoana kely handinihana ireo enim-bolana voalohany amin’ity taona 2026 ity, miaraka amin’ny fo feno fankasitrahana. ✨
Mandalo haingana ny fotoana, saingy Andriamanitra mahay manavotra ny fotoana. Ary ianao dia afaka misafidy ny fomba hiainanao ity tapany faharoa amin’ny taona ity. 😊
Tompo ô, apetrako eo ambanin’ny fahefanao ity volana jona ity. Vonona aho hiaina zava-baovao miaraka Aminao. Matoky Anao tanteraka aho ny amin’ny hoaviko. 🫶
Misaotra Anao noho ny fahatokianao, ny fahasoavanao ary ny fanatrehanao nandritra ireo volana voalohany ireo. Enga anie ity vanim-potoana vaovao ity hotarihin’ny fiadananao, ny fahendrenao ary ny fitiavanao. 🙏