FJKM Ambohiboahangy Finoana

FJKM  Ambohiboahangy Finoana Fiangonana nihaviana, Fiangonana Tanindrazana FJKM AMBOHIBOAHANGY FINOANA

29/06/2025

Ry vahoakan'Andriamanitra eto FJKM Ambohiboahangy Finoana '' Tsy Andriamanitra no mandreraka fa Andriamanitra mitahy🙏🙏🙏''

22/04/2025

Fiadanana. Manasa antsika rehetra hifanotrona fa hotanterahina amin'ny Alahady 27 Aprily 2025 ho avy izao indray ny voka-dehiben'ny FJKM Ambohiboahangy Finoana. Miditra amin'ny 09h 30 ny Fiangonana. Hisy lavantim-bokatra sy fandraisana ny Fanasan'ny Tompo, ary hofaranana amin'ny fiaraha-misakafo izay hanasana antsika rehetra. Tongava maro ary aoka hifampilaza. Samia hotahina.

Am-pitiavana no hanasana antsika rehetra Zanaka am-pielezan'ny FJKM AMBOHIBOAHANGY FINOANA. Tongava daholo dia aoka hifa...
13/12/2024

Am-pitiavana no hanasana antsika rehetra Zanaka am-pielezan'ny FJKM AMBOHIBOAHANGY FINOANA. Tongava daholo dia aoka hifanentana sy hifampilaza. Samia hotahina e.

Tongava maro.
28/10/2024

Tongava maro.

Anasana antsika mpitia baolina kitra koa ity⚽⚽⚽
25/10/2024

Anasana antsika mpitia baolina kitra koa ity⚽⚽⚽

Manasa antsika zanaka am-pielezan'ny FJKM AMBOHIBOAHANGY FINOANA rehetra. Tongava daholo. Hatramin'ny Alarobia 30 oktobr...
16/10/2024

Manasa antsika zanaka am-pielezan'ny FJKM AMBOHIBOAHANGY FINOANA rehetra. Tongava daholo. Hatramin'ny Alarobia 30 oktobra @ 12 ora antoandro ny fisoratana anarana.

10/10/2024
Fiadanana. Manasa antsika rehetra @ Alahady 29 Septambra 2024: Alahadin'ny Mpitendry Zava-maneno ANDRIAMPARANY Solohery ...
19/09/2024

Fiadanana. Manasa antsika rehetra @ Alahady 29 Septambra 2024: Alahadin'ny Mpitendry Zava-maneno ANDRIAMPARANY Solohery mivady sy ny ankohonany. Fitondrana am-bavaka, fanohanana, ary FANKASITRAHANA noho ny maha-mpitendry zava-maneno azy nandritra izay 21 taona nijoroan'ny Fiangonana izay. Hanomboka @ 08 ora maraina ny fanompoam-pivavahana. Tongava maro ry havana ary aoka hifanentana sy hifampilaza.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ambohiboahangy Finoana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share