09/08/2025
Mandroso dia mandroso ny asa fanamboarana ny trano sekoly ho tsangambaton'ny fankalazana ny faha 150 taona ny fiangonana. Mbola manentana ny fanohanan-tsika amin'ny lafiny rehetra hatrany hahatanteraka ny fikasana. Dera, saotra, laza, hery ho an'i Jehovah irery ihany.