C.E.RE Communauté Évangélique de Réveil Ambohimangakely

C.E.RE Communauté Évangélique de Réveil Ambohimangakely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from C.E.RE Communauté Évangélique de Réveil Ambohimangakely, Church, Ambohimangakely, Antananarivo.

26/01/2026
Andao hisaotra sy hidera fa vita iny ny BACC, Ny alahady 27 Jolay amin ny 02 ora ao amin ny fiangonana CERE Ambohimangak...
24/07/2025

Andao hisaotra sy hidera fa vita iny ny BACC, Ny alahady 27 Jolay amin ny 02 ora ao amin ny fiangonana CERE Ambohimangakely. Misy ny tsakitsaky hiarahana mihinana, zava-pisotro manala etaheta ary indrindra fiderana mafana.

🔥 Andro iray, iraka iray, fiovam-po ! 🔥Omaly dia ireo tanora avy amin’ny fiangonana CERE Anosisoa no niara-niasa tamin’n...
12/07/2025

🔥 Andro iray, iraka iray, fiovam-po ! 🔥
Omaly dia ireo tanora avy amin’ny fiangonana CERE Anosisoa no niara-niasa tamin’ny fiangonana CERE Ambohimangakely tamin’ny asa fitoriana lehibe.
🎶 Hira Gasy, tsiky, vavaka, ary indrindra… ny Filazantsara, nentina am-pitiavana !

➡️ Betsaka ny olona nihaino.
➡️ Nisy fo voakasika.
➡️ Nisy fiainana nandray an’i Jesosy Kristy.

Satria ny fitiavan’Andriamanitra dia tsy voafetra, tsy voafetran-toerana, tsy voafetran-taona. Miaraka isika, mitohy ny iraka !

Address

Ambohimangakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when C.E.RE Communauté Évangélique de Réveil Ambohimangakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category