VAV FJKM Amparibe Famonjena

VAV FJKM Amparibe Famonjena Vaomiera Asa Vavolombelona 2024-2028

Asaramanitra fetim-pirenena 2026 ho an’ireo MSM niarahana tamin’ny HAFA sy ny SVM27/06/2026
15/07/2026

Asaramanitra fetim-pirenena 2026 ho an’ireo MSM niarahana tamin’ny HAFA sy ny SVM

27/06/2026

Anjara famangiana tokantrano Vaomiera Asa Vavolombelona niarahana tamin’ny Mpitandrina mivady28 mars 2026
06/04/2026

Anjara famangiana tokantrano Vaomiera Asa Vavolombelona niarahana tamin’ny Mpitandrina mivady

28 mars 2026

Misaotra an’Andriamanitra lehibe isika fa tanteraka soa aman-tsara androany ny sortie de promotion ireo mpianatra  nanar...
02/03/2026

Misaotra an’Andriamanitra lehibe isika fa tanteraka soa aman-tsara androany ny sortie de promotion ireo mpianatra nanaraka fiofanana teny amin’ny Akany zazavavy sy lapan’ny tovovavy eny ambodin’isotry.

Christine dia MSM (Mpianatra Soratra Masina) eto amintsika eto Amparibe ⛪️.
Nahazo MENTION TRÈS BIEN izy ary MAJOR de promotion tamin’ny taranja coiffure💇‍♀️💇‍♂️.

Mba hahafahany mivelatra dia mitady asa mahakasika izay taranja nanaovany fiofanana izay izy. Mialohan’izay dia efa misy mpianakavin’ny finoana nampiditra azy amin’ny toerana iray hahafahany manao asa fizarana na stage.

Mitohy ny fanohanana ny MSM vonona hivoatra sy hamokatra toa azy.

Raha misy amintsika manana tolotr’asa ho azy dia entanina indrindra hifandray amin’ny filoha VAV.

Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany 🙏

01/03/26Fotoana niarahana tamin’ny FDL
02/03/2026

01/03/26

Fotoana niarahana tamin’ny FDL

PART - 2📖 «Fa tsara Jehovah; Mandrakizay ny famindrampony, ary mihatra amin'ny taranaka fara-mandimby ny fahamarinany… k...
31/01/2026

PART - 2

📖 «Fa tsara Jehovah; Mandrakizay ny famindrampony, ary mihatra amin'ny taranaka fara-mandimby ny fahamarinany… ka manangàna faneva ho tazan'ny firenena.»
Salamo 100:5 ; Isaia 62:10

🌿 *Finaritra ry havana,*
Isaorana *Andriamanitra* fa tontosa soa aman-tsara teo ambany fitarihan’ny Fanahy Masina ny hetsika *fambolen-kazo, fambolena hazo fihinam-boa ary fambolena voly avotra* izay notanterahin’ny mpianakavin’ny finoana androany 31/01/26 teny amin’ny TOPAZA Fihaonana.

🌱 *Tamin’ity taona ity dia ireto no novolena* :
🌳 Akasia, kininina sy Oliva— 168 fototra
🌴 Papaye — 90 fototra
🍊 Hazo fihinam-boa — 50 fototra
🥜 Voanjo
🥒 Concombre
🫛 Haricot vert
🥒 Courgette

🤝 Tsiahivina fa efa nanomboka tamin’ny taona 2025 ny fiaraha-miasan’ny FJKM Amparibe Famonjena sy ny TOPAZA FJKM.

🪨 Nisy ihany koa ny fanokanana ny *tsangam-baton’ny fiaraha-miasa,* ao anatin’ny fankalazana an’Andriamanitra noho *ny faha-165* taonan’ny *FJKM Amparibe Famonjena.*

🙏 Misaotra an’Andriamanitra noho ny fitantanany.

Mankasitraka ny RAD Mpitandrina sy ireo biraon’ny Fitandremana, ny Vaomiera Asa Vavolombelona, ireo Vaomiera rehetra, ny SSA rehetra, ny K165 ary isika mpianakavin’ny finoana Tonga maro be.

✨ Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany ny asa rehetra. 🌿🙏

PART - 1📖 « Fa tsara Jehovah; Mandrakizay ny famindrampony, ary mihatra amin'ny taranaka fara-mandimby ny fahamarinany… ...
31/01/2026

PART - 1

📖 « Fa tsara Jehovah; Mandrakizay ny famindrampony,
ary mihatra amin'ny taranaka fara-mandimby ny fahamarinany… ka manangàna faneva ho tazan'ny firenena.»
Salamo 100:5 ; Isaia 62:10

🌿 *Finaritra ry havana,*
Isaorana *Andriamanitra* fa tontosa soa aman-tsara teo ambany fitarihan’ny Fanahy Masina ny hetsika *fambolen-kazo, fambolena hazo fihinam-boa ary fambolena voly avotra* izay notanterahin’ny mpianakavin’ny finoana androany 31/01/26 teny amin’ny TOPAZA Fihaonana.

🌱 *Tamin’ity taona ity dia ireto no novolena* :
🌳 Akasia, kininina sy Oliva — 168 fototra
🌴 Papaye — 90 fototra
🍊 Hazo fihinam-boa — 50 fototra
🥜 Voanjo
🥒 Concombre
🫛 Haricot vert
🥒 Courgette

🤝 Tsiahivina fa efa nanomboka tamin’ny taona 2025 ny fiaraha-miasan’ny FJKM Amparibe Famonjena sy ny TOPAZA FJKM.

🪨 Nisy ihany koa ny fanokanana ny *tsangam-baton’ny fiaraha-miasa,* ao anatin’ny fankalazana an’Andriamanitra noho *ny faha-165* taonan’ny *FJKM Amparibe Famonjena.*

🙏 Misaotra an’Andriamanitra noho ny fitantanany.

Mankasitraka ny RAD Mpitandrina sy ireo biraon’ny Fitandremana, ny Vaomiera Asa Vavolombelona, ireo Vaomiera rehetra, ny SSA rehetra, ny K165 ary isika mpianakavin’ny finoana Tonga maro be.

✨ Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany ny asa rehetra. 🌿🙏

Address

FJKM AMPARIBE FAMONJENA
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VAV FJKM Amparibe Famonjena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category