Fikambanana Fanilo sy Fahazavana - Fjkm Manarintsoa Finoana

Fikambanana Fanilo sy Fahazavana - Fjkm Manarintsoa Finoana "Fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny làlako ny Teninao" (Sal 119 : 105)

Rehefa avy eo ary ô!
01/06/2025

Rehefa avy eo ary ô!

31/05/2025

J-1
Amin'ny Alahady 01 Jiona 2025 ary ny fotoanantsika ao amin'ny "Auditorium HAVORIA Anosy" manomboka amin'ny 3 ora tolakandro.
"CONCERT CLASSIQUE" iarahana amin'ny "LA POLIFONICA DI TANA".
Mbola misy ny karatra fanasana izay azo raisina eo amin'ireo mpikambana na miditra MP eto amin'ny pejy.
Tsy misy vidim-pidirana.
"Fa mpiara-miasa amin'Andriamanitra izahay...dia tahaka ny mpitandrina tsara ny fahasoavana maro samy hafa izay an'Andriamanitra" (IIKor 3 : 9a - Pet 4 :10)

30/05/2025

J-2

28/05/2025

J-4

27/05/2025

J-5

15/05/2025

Noho ny ivon'ny fankalazana an'Andriamanitra noho ny faha-70 taonan'ny Fikambanana Fanilo sy Fahazavana, izahay dia manolotra anao MAIMAIMPOANA "CONCERT CLASSIQUE" iarahana @ LA POLIFONICA" ao @ Auditorium HAVORIA Anosy.

Fanomezana ho anao io ry havana koa raiso ny karatra fanasana ao @ mpikambana na ny Mpandraharan'ny Fiangonana.

Karatra fanasana ihany no hidirana ao satria voafetra ny toerana (fanasana 1 ho an'olona 1).

Tongava maro

Tongasoa eto amin’ny pejy ofisialy ny fikambanana “Fanilo sy Fahazavana” !Faly miarahaba anao amin’ny anaran’i Tompo. Et...
12/05/2025

Tongasoa eto amin’ny pejy ofisialy ny fikambanana “Fanilo sy Fahazavana” !

Faly miarahaba anao amin’ny anaran’i Tompo. Eto no hifampizarantsika vaovao, hetsika ary fampaherezana mifanaraka amin’ny finoana sy ny iraka nankinina tamintsika.

Manentana sy manasa anao hiara-dalana aminay amin’ny asa fitoriana, fanabeazana ara-panahy, ary fanandratana ny maha-olona ao amin’ny Tompo.

Mirary fiaraha-miasa masina sy feno fitahiana ho antsika rehetra!

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fikambanana Fanilo sy Fahazavana - Fjkm Manarintsoa Finoana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share