04/07/2026
🗓️ FAMPATSIAHIVANA - FANENTANANA 📯
Ny Pretra, ny Katekista, ny filan-kevitra Pastoraly ary ny Kristiana rehetra ato amin'ny EKAR Mb Germaine de Pibrac - Antanamalaza, dia miantso sy manasa ny Zanaka ampielezana rehetra amin'ny :
⛪️ Fetim-piangonana EKAR Mb Germaine de Pibrac Antanamalaza
Daty: 4️⃣-5️⃣ Jolay 2026
📒 Fandaharampotoana:
- Anio Sabotsy 0️⃣4️⃣ jolay: Sakramenta, Lamesa ho an'ireo nodimandry
- Rahampitso Alahady 0️⃣5️⃣ jolay: Lavantimbokatra, Eokaristia Masina
Fiarahabana ny filohan'ny filankevitra pastoraly 3 mirahalahy koa asaina isika mba samy hiomana ny amin'izany
🚍 Fiara iombonana :
Mianga amin'ny 7️⃣ ora sy 3️⃣0️⃣ minitra
Toerana : Ambohijatovo, ery akaikin'ny Tunnel
Sarany : 8 000 ar 🪙
Famandriana : 034 84 980 79 📞
🍚 Sakafo :
amin'ny vidiny mirary omanin'ny fiangonana eny an-toerana